Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kobodila: (Ski) a: Fahandroana katsaka miaraka amin'ny amp ombony. tohiny
Koboka: Jer. Hoboka. Koboka a: Jer. Angongo. tohiny
Kobona: a: Firakofana ny te-na manontolo hatrany amin' ny loba, tsy ho azon'ny rivotra na ny hatsiaka; salobona.…tohiny
Kobonina: (kobona) mt.ih. (kobony): Rakofana amimyitandremana, afenina ao anaty lamba na akanjo: Nokoboniny tao…tohiny
Koboribory: Jer. Kiboribory. Kobotabota:Jer. Kibotabota Kodada, Kodadaka a: Fitene- nana haingana mifangaro no-ho…tohiny
Kodadaina: na, Kodadahina (kodada, kodadaka) mt. ih. (kodadao, kodadahy): Tenenin a haingana mifangaro. tohiny
Kodana: p. t.: Midadasika ary makadiry, malalaka (toerana na lalana) (Jar. Godana). i t.i.f : Mikodàna, fikodàna,…tohiny
Kodedena: Kodedehina (kodedy, kodedika) mt. ih. (kodedeo, kodedeho): Tenenina miboredika: Tsy azoko ny teniny…tohiny
Kodedy: Kodedika p.t.: Miteny haingana sy miboredika; olona miteny an-kisesy ka mila tsy ho fantatra ny teniny…tohiny
Kodia: a.: Zavatra azo akorisa ka mety mivadibadika: Fiiokan'ny ankizy ny kodia kely. / Kodia vato no anaran'ny…tohiny
Kodiakely: a.: Zava-mivaingana efajoro misy marika loaka iray ka hatramin'ny enina ny lafiny enina, ka anaovana…tohiny
Kodiarana: a.: Kodia afaka mil hodinkodina andehanan'ny bisikileta, kalesy na fiara. tohiny
Kodiavana: (kodia) mtih. (kodiavo): Ianjeran-javatra mikodia: Nokodiauan'ny vato ny tranony ka potika tohiny
Kodikody: a.: Biby mitovy amin'ny trambo. tohiny
Kodingy: Kodingo a.: Fianjerana na fidabohana arahina fikodiadiavana, fionganana. - t.i.f.: Akodingy, voakodingy,…tohiny
Kodoboka: Jer. Doboka. tohiny
Kododohina: (kododoka) mt. ih. (kododohy): Atao haingana. 1 Asaina manao haingana, dodonana, dodosana: Aza kododohinao…tohiny
Kododoka: a.: Hadodonana, hamaikana, hamaimaizana. 6 t.i.f.: Kododohina / manakododoka, fanakododoka, mpanakododoka…tohiny
Kododona: p.t.: Maika, dodo-na, maimay. tohiny
Kodradraka: Jer. Dradraka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0124