Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kiloloka: a.: Tsotsbka maromaro natao tamin'ny volotsangana ka ahazoana feo iva rehefa lavalava kokoa ary feo…tohiny
Kilonga: (Btl) a: Zaza. tohiny
Kilonga: a: Anldzy efa tsy zazakely loatra intsony, nefa tsy mbola zatovo koa. tohiny
Kilongozy: Kolongozy a: Vato kilonjy vita toy ny kanety. tohiny
Kilonjy: a: Vato boribory malamalama fahita eny amoron-drano. tohiny
Kilosy: a.: Karazana lamban'ny Ntaolo, izay ny tenany landihazo fa ny fahany rongony. tohiny
Kily: na Madilo a.: Hazo lehibe sady be ravina misandrahaka, fahita amin'ny tapany atsimo sy andrefana, manome…tohiny
Kima: a: Taolan-tehezana farany amin'ny olombelona sy amin'ny biby. tohiny
Kimahatorolela: (Btl) a: Anarana ilazana ny voan'ny hazo atao hoe ampalibe. tohiny
Kimalao: a: Anarana ilazana ny akondro any amin'ny Tanala. tohiny
Kimanga: (Ski) a: Karazan-kazo malaza ho misy poizina mahery ny tenany manontolo, na ny tahony na ny raviny na…tohiny
Kimany: a: Ny faritra ambany somary mivohitra amin'ny rangomaina. tohiny
Kimavo: (Btl) a: Hatim-pisaka mamovoka manerana ny tena. ? (Mer) Aretina, farasisa mampangavoka ny hoditra.…tohiny
Kimbalimbaly: a: Kodiadia, kodingodingo. i tif f : Mikimbalimbaly, fikimbalimbaly. tohiny
Kimbalombalo: a: Ny taolana sosony anatiny amin'ny tandrok'omby. tohiny
Kimbao: (Ski) a: Tahon-dravin-tsatrana. tohiny
Kimbato: (kina - vato) a: Fihenahenana, kiry tsy mety miteny na tsy mamaly. - t.i.f : Mikimbato, fikimbato, mpikimbato…tohiny
Kimboloa: Jer. Tsipetrika. tohiny
Kimedameda: p.t.: Tsy maka mahery ary tsy rototra firy, mitaredretra, mirerarera. tohiny
Kimitse: (Ski) a: Karazam-borona madinika tahaka ny tsintsina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0113