Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kapa: a: Fandidiana amin'ny famaky na antsibe: Ratsy kapa ity hazo ity izany. - t.i.f.: Mikapa, fikapa, mpikapa…tohiny
Kapaika: (Ski, Tan) a.: Hazo madinika izay hanin'ny olona ny vodiny rehefa mosarena ny tany (Tacca artoearpifolia…tohiny
Kapaina: (kapa) mt ih. (kapao): Tapahina amin'ny famaky na antsibe. tohiny
Kapaoro: p.t.: (tsy fampiasa loatra intsony) Lany fana-nana. ? Fehezina eo ambany. tohiny
Kapaoty: (fr. capote) a.: Karazam-pitafiana lava atao aro ivelany amin'ny orana na ny hatsiaka. tohiny
Kapavava: p. t.: Teny enti-milaza fahafenoana raha marnatra zavatra ka atao somary voakaoka kely ny safovava tohiny
Kapelatsa: (Bti) p.t: Enti-milaza karazan-tandrok'omby mivelatra tanteraka, izany hoe malala-pivelatra ary miolaka…tohiny
Kapetsy: (fetsy) p, t.: Fetsifetsy mitady hanambaka, kinga amin'ny hafetsena. - t.i.f.: Mikapetsy, fikapetsy,…tohiny
Kapika: (ft.-p.) a.: Voanjombazaha. tohiny
Kapila: a: Vakina hodi-boatavo mena ataon'ny olona toham-baliha na tsentsin-tongobolo. • Karazana famaranjava-madinika,…tohiny
Kapila: a.: Vakim-boatavomonta fanao solon-tavoara fasian' ny ntaolo menaka na sirs. tohiny
Kapilany: (t, tr. ) p. t.: Mahia, manify. tohiny
Kapilipily: a: Fikivilivilin'ny tehina atsipy. tohiny
Kapily: a: Zavatra mihantona m.isavilivily amin'ny famantaranandro lehibe. - t.i.f: Mikapily, fikapily, mpikapily…tohiny
Kapisily: (fr. capsule) a.: Zavatra kely mandrehitra ny vanja amin'ny sofim-basy raha donina,ka mampipoaka ny…tohiny
Kapisily: (fr. capsule) a,: Teny ilazana koa ilay vy kely boribory atao saron'ny tavoahangy sasantsasany. tohiny
Kapisinina: (fr. capucine) a.: Hazo lehibe fandravahana zaridaina na tanna amin'ireo voniny volomparasy mahafinaritra…tohiny
Kapitaly: (fr. capital) a.: Vola ampiasaina mbahampandeha orinasa na raharaham-pamokarana iray. tohiny
Kapitatisma: (fr. capitalisme) a: Fomba fitantanan-karena miompana amin'ny fikendrena ny tombontsoan'ny tompom-bola…tohiny
Kapiteny: (fr. capitaine) a.: Manamboninahitra amin'ny foloalindahy an-tanety sy a-na habakabaka, ambonin'ny Lietnà…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1102