Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kilaoty: (fr. culotte) a: Akanjon-dehilahy manarona hatreo amin'ny valahana ka hatreo amin'ny lohalika ~ Fanao…tohiny
Kilarinety: (fr. clarinette) a: Zavamaneno mikarantsampeo. tohiny
Kilasy: (fr. classe) a: Voninahitra omena antoko-mpiasa, na laharana omena antokonjavatra mifanaraka amin'ny…tohiny
Kilavaka: p.t (f.tm.): Entimilaza olona fetsifetsy, vo-no na ny hampiasa hevitra tsy dia mahomby loatra, indrindra…tohiny
Kilavalava: p.t.: Lavalava mahia, mitezotezo, mezamezaka. tohiny
Kilavoahibary: (Btl) a: Randram-bolo betsileo milatsaka toy ny antontam-bary. tohiny
Kilazondazony: p. t.: Enti-milaza olona tsy salama loatra, osaosa sy malemilemy (malazolazo). tohiny
Kile: (fr. clé) a.: Vy fanodinana ambavindrindramby sy bilao fampiasa amin'ny fanamboarana aotomobilina ka…tohiny
Kile: a: Mari-pamantarana ny haavon'ny feo itondrana ny naoty na ny solfa. tohiny
Kilema: a: Tsiny, takaitra: Misy kilemany it? latabatra ity. ? Lafin-toetra ratsy, tsy fahalavorariana: Tsy…tohiny
Kilemaina: (kilema) p.t.: Manan-takaitra tsy mety sitrana intsony (tapa-tongotra, bory tanana...). tohiny
Kilembalemba: Jer. Lembalemba. tohiny
Kilerao: (fr, clairon) a,: Zavamaneno varahina tsoflna, izay manana feo mafy mikarantsana ampiasain'ny miaramila…tohiny
Kilezondezony: p.t.: Lava mile-foie fo; kilavalava manify. tohiny
kilia: "kilia" zaza lehilahy fomba fiteny antesaka tohiny
Kilio: Kiliolio p.t.: Fatsora, tsy mahatoky, tsy marin-toetra: "Manarakaraka io — Ilay zoky sady andry — tsy…tohiny
Kiliomanga: a: Siram-barahina. tohiny
Kilitika: p. t.: Kely dia kely, kely biiitika. tohiny
Kilohy: Kaozatra sy kely dia kely. tohiny
Kilojy: (Br) a: Karazana tsaramaso mitovy amin'ny voanemba. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109