Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kila: a.: Valala may eny an-tanety ka angonina hamahanana vorona na kisoa. tohiny
Kilafitsotsy: na Kilafahonofotsy (Btl) a.: Randram-bolo betsileo mitovy amin'ny kifolo an'ila, manahatahaka ny akondro…tohiny
Kilaina: (kilo) mt. ih. (kilao): Doroana, atono. tohiny
Kilaingalainga: a: Vazivazy misy fitapitaka kely hampihomehezana. tohiny
Kilaka: (Br) a: Teny enti-milaza anjara fananan'ny vehivavy, izay tsy inona fa omby. tohiny
Kilakila: a.; Famoriporetana, famozafozana taratasy; f anositoseh ana miharo fanifakifahana, 1 t.Lf•: Kilakilafna,…tohiny
Kilakilaina: (kilakila) mt ih. (ki?akilao): Aforiporitra; fozafozaina: Azakilakilaina tahaka izao ity akanjonao.…tohiny
Kilalao: na Kilaolao a: Zavatra entin'ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao…tohiny
Kilambolambo: p.t.: Malamalama, malambolambo. ~ a: Fanalamana, fanalambolamboana. - t.i.f : Kilambolamboina. tohiny
Kilambolamboina: (kilambolambo) p.t. kilambolamboy, Lamaina, atao malambolambo. tohiny
Kilametra: Jer. Filamatra. tohiny
Kilandy: a.: Karazam-borona fotsy. tohiny
Kilangala: a.: Haro fanandratana na fanohizana ny sampy. tohiny
Kilanjalanja: a.: Kilalao ataon' ny ankizy izay mifandimby mifampilanja tohiny
Kilanjilanjy: p.t.: Enti-milaza ny fitombenana mitondritra izaitsizy. tohiny
Kilanjy: a: Fitaovana misy karazana fatana kely sy fantsona ka andorana sy ifohana ravim-paraky pipa tohiny
Kilàny: a: Vatan-kazo noloahana ho toy ny lakan-kely atao fihinanan-kisoa: "Ny omby mahazo ny mololony manao…tohiny
Kilaograma: na Kilao a: Vato mizana fototra amin'ny fandanjana zavatra lehibe ka mitovy havesarana amin'ny arivo…tohiny
Kilaohatoto: p.t.: May daholo, levona sy tapitry ny afo tsy nisy niangana. tohiny
Kilaometatra: (fc kilomètre) a: Halavkana mitovy amin' ny arivo metatra, izay lasa refy fototra amin'ny: a) fandrefesana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115