Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kabinetra: (fr. cabinet) a.: Filan-kevi-pitondrana ao amin' ny minisitera iray na ao amin'ny governemanta: Izy…tohiny
Kabinetra: (angl. cabinet) a: Fitambaran'ny minisitra ao amin'ny fanjakana iray. tohiny
Kabiro: a.: Zavamaneno tsofina toy ny sodina, natao ta• min'ny hazo nolavahana ka ny sofiny mivelatra eo ambany.…tohiny
Kabo: (Ski) a: Anaran-kazandrano misy poizina mahery ny tsilony. tohiny
Kaboaka: Kaboakaty p. t.: Tsy misy voany ao anatiny, poaka aty maivan-tsaina. tohiny
Kaboka: a.: Karazan-kazo madinika antokon'ny "apocynacées", misy ditiny mandoro raha mahakasika ny hoditra,…tohiny
Kaboka: a.: Jer. Angongo. tohiny
Kaboke: (Ski) a.: Omby maty anaka, nefa mbola tsy ritra ny rononony. tohiny
Kaboke: (Ski) a: Toton-katsaka maitso andrahoina amin' ny ronono. tohiny
Kabona: a: Karazan'ahitrama rikivy. tohiny
Kabosa: a.: Zavamaneno malagasy mitovitovy amin'ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany…tohiny
Kadanà: Gadanà (fr. cadenas) a.: Hidim-baravarana tsY mba mipetaka amin'ny varavarana fa azo tsoahina, ka toy…tohiny
Kadene: (Ski) a: Vy na tady amin'ny sisin'ny sambo na botry mba hamehezana ny ta din-tsambo. tohiny
Kadetra: a: Ny manamboninahitra tao amin'ny rainiolona. tohiny
Kadiba: a: Fanozonana; ompa sy faniratsirana. tohiny
Kadina: (kady) mt. ih. (kadio): Asiana kady: Nokadiny tsy hidiran'olona ny sahany. tohiny
Kadò: (fr, cadeau) a: Zavatra kely omena olona mba hamalifaliana azy. Fanampiny kely omen'ny mpivarotra ny…tohiny
Kadorika: (Ski) a.: Karazan-javamaniry misy vodfny fihinana, malemy ary tsara tsiro, hanina masaka na mania. tohiny
Kadradraka: a.: Karazan-kalalao vaventy. tohiny
Kady: na Kiady a: Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin'ny tany efa an'ny tena na tiana hofaritana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0369