Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kamilaitra: a: Karazan-damba vita amin'ny volon'ondry na volon'osy. tohiny
Kamo: p.t.: Tsy manana faharisihana hanao fa toa valabalaka ny saina na ny tena: Matetika mitana ny laharana…tohiny
Kamo: na Kamoladina a: Bozaka aolanolana atao toa mahazaka makadiry manefitra ny vary tsy hikasika ny aty…tohiny
Kamoaka: p.t. sady a: Kanosa ratsy, kabaosy sy tsinontsinona. tohiny
Kamoina: (kamo) mt. ih. (kamoy): Atao izay hahakamo azy. ~ Atao amina hakamoana. ? Resena amin'ny katro. tohiny
Kamora: a: Anarana ilazana ny vantotra tanavavy, izay atao hoe koa "soamarandrana". tohiny
Kamory: a: Kano mihandrons ao amin'ny toerana iray, ka kelikely kokoa noho ny farihy fa lehibe kosa miolotra…tohiny
Kamoserina: (kamositra) mt. ih. (kamosero): Loahana. tohiny
Kamositra: a: Hazo amoserana mba hahazoana af o. - t.i.f.: Akamositra, kamoserina, voakamositra 1 manakamositra,…tohiny
Kamosy: Jer. Kamaosy. tohiny
Kan: Tovona fanaovana fototeny faharoa manisi-kevitra manaratsy namaneao: Kano-sa (osa), kambavy (vavy).…tohiny
Kanadianina: (fr. canadien) a: Ny firenena monina amin' ny tanin'i Amerika avaratra (avaratr'i Etazonia):Ny ampahatelon'ny…tohiny
Kanahitra: a: Aretina sahala amin'ny androbe. ? Bibikely tahatahaka ny famakiloha izay inoan'ny olona fa misy poizina…tohiny
Kanakana: a: Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony (anaran-kafa…tohiny
Kanambady: a: Enti-milaza ta-na, angely na hala, lahy sy vavy, ampiadin'ny ankizy. tohiny
Kanda: (Btl) a: Ombivavy tsy miteraka. tohiny
Kandafotsy: a: Zavamaniry izay ataon'ny olona ody farasisa ny raviny mangidY (Saluia leucodernus). tohiny
Kandahy: a: Ny lahy amin'ny biby, izay mifanohitra amin' ny kambavy vadiny. tohiny
Kandaonina: (Kingdon) a.: Vo-la ratsy taloha, tsy mba manĂ©no tsara toy ny farantsa volafotsy fa ratsy feo. 1 h.o.:…tohiny
Kanefa: Kandrefap.mt: Entimampifanohitra hevitra roa: Notoroan-drainy hevitra 1koto, kanefa nanohitra mafy,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011