Litera K
Korongo: na Kirongo a sy p.t.: Enti-milaza ny tandrok'omby izay mifanatona ny lohatendrony, mifanohitra amin'…tohiny
Korontana: a: Zavajavatra tsy milamina ao an-tokantrano: Aiza no ahitana ny fanosehanao ato amin'it? korontana…tohiny
Korontanina: (korontana) mt ih. (korontano): Asiana korontana; tabatabaina: Nokorontanin'i Soa ny bokiko. / Aza korontaninao…tohiny
Koropaka: Korapaka, Korapapa a: Fihetsehana tsy voahevitra noho ny hamaikana na ny hamaimaizana. 1 kif: Mikoropaka,…tohiny
Kororohina: (kororoka) mt. ih. (kororohy): Alana bozaka na akofa: Kororohy tsara ny varintsika, Rabozy a! 1 h.o.:…tohiny
Kororoka: a: Fanesorana ny akofa amin'ny vary amin'ny fomba toy izao: araraka avy ambony ny vary ka amin'izay…tohiny
Kororosy: na Ankororosy a: Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra. ~ h.o.:…tohiny
Korosy: a.: Fibolisaran-javatra izay atosika tongotra. ~ ki.t: Korosina, akorosy, voakorosy, tafakorosy 1 manakorosy,…tohiny
Korotehina: (korotika) mt. ih. (koroteho): Rovitina tsy misy kitotony, kotehina: Nahoana no korotehinao toy izao…tohiny
Korotika: p. t.: Rovitra, kotika, toa voakaikikaikitra be ihany: Korotiky ny nendra ny tarehiny. 6 tif: Korotehina,…tohiny
Korotsahana: (korotsaka) mt pdr. (korotsahy): Enti-milaza zavatra na olona ampidinanjavatra: Nokorotsahanay fasika…tohiny