Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kakazo: (Btm) a: Hazo. tohiny
Kaky: a: (ny fampiasa matetika dia Ikaky) Teny entina miantso ny ray: Maty aho, ray Kaky ama-Neniko! ? Teny…tohiny
Kala: Jar. Ikala tohiny
Kalabe: a: Anaran-kafa ilazana ny kalalao. tohiny
Kalaina: p.t.: Kamo amin'izay atao rehetra, tsy manana fahaz oto ana. tohiny
Kalalao: a: Bibikely somary menamena fisapisa-batana misy elatra, fahita indrindra amin' ny efitrano fahandroan-kanina.…tohiny
Kalamaka: a.: Zavamaniry mitovitovy amin'ny kabaro (Phaseolus lunatus L.). tohiny
Kalamasina: (Btl) a: Vahy miteraka dity na gaoma. tohiny
Kalamavo: (Btl) a: Anaram-bomanga mavo ny hodiny. tohiny
Kalamboro: (Bti) a: Hazo a• kan'ny olona gaoma na sandarosy anisan'ny tsars. tohiny
Kalamena: (Btl) a: Anaram-bomanga mavokely na mena ny hodiny. tohiny
Kalamina: p.t.: Atao mirindra tsara: Vita kalamina ny raharaha rehetra 1 t. C f• : Manakalamina 1 mi• kalamina.…tohiny
Kalamongo: (Btl) a: Karazambomanga (Ipomaca batates), kelikely ny vodiny fa mamy dia mamy. tohiny
Kalandrie: (fc calendrier) a: Fanisana andro vahiny izay arahina saiky eran'izao tontolo izao, ary nokendrena hifanaraka…tohiny
Kalanga: na Langa (Btl) p.t: Enti-milaza tandrok'omby mirona any aoriana. ¶ M.h: Tsangantandroka, solanga (Mer.).…tohiny
Kalanoro: a: Zavamananaina toa olona kely, madinika sy fohy, voalaza araka ny honohono fa mivelona any anaty hazo.…tohiny
Kalanoro: (Btl) a: Karazambomanga izay mena ny hodiny ary mena na mavokely ny atiny (Ipomeae batates). tohiny
Kalaokalao: a: Romoromo, zavatra mahatonga adiady. tohiny
Kalapoake: (Ski) a: Alominioma. tohiny
Kalavory: (BU) a.: Karaz ana vomanga izay lehibe vorivory tsara ary mena aty ny vodiny (Ipomaea batates). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0103