Litera K
Kivahivahy: Kivahivahiny p.t.: Lava manifinify, lava marotsaka: Tovouauy kivahivahin y.
tohiny
Kivakivaka: Jer. Ivakivaka.
tohiny
Kivalavala: p. t.: Be vazivazy, be vosobosotra somary tsy mendrika, olona tsy ampoka.
tohiny
Kivalavala: a: Fefifefy amarita• na tan àna na voly.
tohiny
Kivalavala: a.: Anja-by lavalava fanaovana tefy madinidinika.
tohiny
Kivarivary: a: Tsilalaon'ny ankizy manao nahandrohandro ka vovoka no ataony solon' ny vary.
tohiny
Kivarohy: (Ski) a: Garaba fitondrana vorona, vita amin' ny tsira-bolotsangana na tsira-pantàka, vahy, tsimbilaotra…tohiny
Kivazivazy: a: Teny atao mba hampihomehy, teny atao ne-fa tsy tokony hoheverina ho tena izy fa sarisariny fotsiny:…tohiny
Kividividy: a.: Lalaon'ankizy izay misy mody mivarotra sy mody mividy zavatra.
tohiny
Kivilivily: a.: Fihetsiketsehanjavatra mihantona miankavia sy miankavanana, - t.i.f: Akivilivily, voakivilivily,…tohiny
Kivina: (kivy) mt.ih. (kiuio): Atao izay hahakivy, ketrahina: Aza kiuinao amin'izany filazana antsanga tsy aman'…tohiny
Kivolavola: a: Lalaon'ankizy ka ny tavilotra no mody ataony hoe vola. Fotaka volavolaina ho boribory, na zavatra…tohiny
Kivorivory: p. t.: Boribory mivohitra. - t .L f• : Manakivorivory.
tohiny