Litera K
Kitroina: (kitro) mt. ih. (kitroy): Apetraka eo amin'ny tampina anankiroa tsy mifanitsy (vatom-panorona).
tohiny
Kitroina: (kitro) p.t: Misy kitro: Kitroina ny tanan'i Dada. * F.-p.: Kitro vy: ny vy asarona ny kitron-tsoavaly…tohiny
Kitroka: a.: Fifaneren-javatra matevina be, fifanizinana tsy misy elanelany; fidilotry ny nify ampiadina na ny…tohiny
Kitrokely: a: Ray taolana mivohitra miranirany eo anelanelan'ny ranjo sy ny tongotra; ny kitrokely dia karazana…tohiny
Kitrotro: a: Aretina mahazo ny ankizy latsaka ny folo taona, nefa ny olona izay tsy mbola vitany koa dia mety…tohiny
Kitsambiny: Kitsambony a: Rehefa mety ho zavatra mivohitra amin'ny tenan-javatra iray, zavatra mivonto miavaka toy…tohiny
Kitsangana: a: Zavamaniry misy vodiny azo hanina ary maniry an-tampon-tanety toy ny avoko saingy ny bika sy ny tsirony…tohiny
Kitsanitsany: a.: Habobo sy lainga na tsahotsaho tsy marina.
tohiny
Kitsantsona: a: Olona vavana sy mimentsomentsona foana. it.i.f.: Mikitsantsona.
tohiny
Kitsaotsao: p.t.: Matsatso sady mitsatsàka amin'ny nify raha tsakoina. 1 t.if.: Mikitsaotsao.
tohiny
Kitsikitsika: Jer. Hitsikitsika.
tohiny
Kitso: a: Zavatramarani-doha. * Teny ilazana ny vava fivalanana raha toa ka tsy tiana hivantana ny fitenenana…tohiny
Kitsokiloha: (Br) p.t.: Enti-milaza tandrok'omby mitovy fandry mirona any aorlana.
tohiny