Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kanonta: a.: Tantanana makadiry. - F.-p.: Kanonta hazo: fively hazo makadiry, tohiny
Kanosa: p, t.: Tsy ampy herimpo ka saro-tahotra; resy ambony ihany. ¶ M. h.: Kabaosy, kaosy, konetaka, koreha,…tohiny
Kanoty: (fr. canot) a: Lakandrafitra vy. tohiny
Kanovo: a: Zinga na voatavo fanovozan-drano. tohiny
Kansera: (fr. cancer) a: Aretina nantsoin'ny teo aloha hoe homamiadana miseho amin' ny fivontosan'ny taova iray…tohiny
Kanto: p. t.: Tsara tarehy fatratra, be renty: Lahateny kanto. - t.i.f.: Hakantoana. tohiny
Kantsana: a: Feon-java-maranitra rehefa andidiana na anapahana; fanapahana na fandidiana tsy misy mitazona. 1…tohiny
Kantsana: p. t.: Enti-milaza zavatra maivana dia maivana noho izy tena marna. tohiny
Kantsana: a.: Tapaka tsipka izay mifarana toa voakantsana ny ilany sy ilany. tohiny
Kantsanana: (kantsana) mt.ih. (kantsano): Tapahina tanteraka amin'ny antsy maranitra; didiana tarangana: Nokantsanany…tohiny
Kantsona: sy Kantsonkantsona a.: Ny feon'ny ronono tare-na mifantsitsitra ao anaty voatavo fanantazana azy. -…tohiny
Kanty: a : Antibavy mahia kaozatra. tohiny
kanty: Hendry, mora be, tsotra, vory sainatohiny
Kaody: Kaodikaody p.t.: Matahoi!ahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo…tohiny
Kaohina: (kaoka) mt. ih. (kaohy): Kikisana: Kaohy izay ampango sisa ao fa tsy hahandry uary hohandroina indray…tohiny
Kaoka: a: Sombin-kanina miraikitra amin'ny vody vilany. • h.i.: Izay sisa rehetra tafajanona ao anaty fitoeran-javatra:…tohiny
Kaoka: (fr. coque) a.: Mikraoby miditra amin'ny antokon' ny bakteria, miendrika zavatra boribory kely amin'ny…tohiny
Kaoka: (Tan) a.: Hazo madinidinika izay azo tenomina ho lamba ny kirany. tohiny
Kaoka: p. t.: Lempona aty, lesoka aty. 1 Keoka. tohiny
Kaolina: (fr. col) a: Vozon' akanjo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739