Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kosa: p. mt.: Teny kely entina: 1) Manavaka: Ny androngo mandeha tongotra efatra, ny bibilava kosa mikisaka…tohiny
Kosàke: (Ski) a: Fisasasasan' ny onjan- dranom asin a m araina raha tony ny andro. tohiny
Kosehina: (kosika) mt ih. (koseho): Faohina mafy, dilorina: Efa nokosehiko tamin' ny vorodamba ny gorodona fa…tohiny
Koserina: (kositra) mt ih. (kosero): Dilorina (enti-milaza ny hazo izay kosikosehina amin'ny hazo iray hafa mba…tohiny
Kosesy: p.t.: Atao na lazaina tsisy fiatoana, haingana tsy an-kijanona; miverina matetika, mitohitohy tsy mijanona.…tohiny
Kosika: a: Fikikisana; famaohan-javatra mafy mba hialan' ny loto; kosoka. - t.i.f.: Kosehina, voakosika 1 mikosika,…tohiny
Kosina: a: Fitavonana na fihosenana; fiforetahana amin'ny loto; fiarahana, fifankazarana amin'olona tsy mitovy…tohiny
Kositra: a.: Fandilorana hazo kely lava eo ambonin'ny hazo iray hafa mba hahazoana afo. 6 kif: Kosirina, akositra,…tohiny
Kosohina: (kosoka) mt ih. (kosohy): Kasokasohina mafy hialan'ny loto: Kosohy savony tsara ny lamba ~ Torotomina:…tohiny
Kosoka: a: Fanalana loto amin' ny zavatra iray amin'ny fampandalovana mafy ary matetika borosy na zavatra hafa…tohiny
Kosometa: p. t.: Malot(); tsy misy vidiny; kitoatoa. tohiny
Kota: Jer. Kotaka. tohiny
Kotaba: a.: Jer. Korataba. - t.i.f.: Kotabaina, voakotaba 1 manakotaba, fanakotaba, mpanakotaba / anakotabana,…tohiny
Kotabaina: (kotaba) mk ih. (kotabao): Tsy avala hilamina na hiasa fa anaovana tabataba; helingelenina: Axa kotabaina…tohiny
Kotaka: na Kotakotaka na Rotaka ci.: Tabataba; fikotankotana; fikorontanana, fikomiana. tohiny
Kotana: a.: Korontandrontana misy fikomiana na ady, fifandirana sy fifanoherana, tabataba. - t.i.f.: Kotanina,…tohiny
Kotanina: (kotana) mt. ih. (kotano): Kotabaina, korontanina: Aza kotanina ny ankizy matory, tohiny
Kotika: (Ski) ci.: Hazo misy tsilony; fanao fanafody fampivalanana ny fakany. tohiny
Kotika: a: Karazam-borona. tohiny
Kotika: na Kotikotika p. t.: Ro-vitra sy potipotika, simba sr misafotofoto. ¶ M. h.: Rotika. - t.i.f.: Kotikotehhra,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.024