Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Koikoy: a: Karazan-damba nampidirin'ny Arabo teto. tohiny
Koinkoina: a: Tarama, toloko, kafara, moimoy, ferinaina. 1 tif: Mikoinkoina, fikoinkoina, mpikoinkoina f ikoinkoinana,…tohiny
Koja: Kojakoja a: Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy arnin'ny hoe karakara, saingy ampiasaina…tohiny
Kojakojaina: (kojakoja) mtih. (kojakojao): Karakaraina, tandremana fatratra: Kojakojainy tsara ny azy ny fitafiany.…tohiny
Kojeja: Jer. Kijeja. tohiny
Kojena: (kojy) mt.ih. (kojeo): Tarihina (hanao ratsy), kolikolena, angolena. tohiny
Kojy: a: Zavatra na teny fampanantenana entina manolikoly ny sasany na hitarihana azy hanao ratsy. i tif:…tohiny
Koka: a.: Antso. - t.i.f.: Mikoka. tohiny
Koko: a: Fihasimban'ny teny hoe kohokoho. tohiny
Kôkô: a.: Voan'ny voanio. tohiny
Koko: a.: Ny hanina sisa tafaraikitra amin'ny vody vilany, kikim-bilany. tohiny
Kokoa: p.mt.: Teny atao eo aorian'ny p.t.: entinamampitaha ka milaza fihoarana (raha lazaina ny teny faharoa…tohiny
Kokoina: Mitovy amin'ny Tsikokoina (jar. io teny io). tohiny
Kokokoko: a.: Fahasahiranana, fahoriana, fahantrana. - t.i.f,: Mikokokoko,fikokokoko, mpikokokoko ) ikokokokoana,…tohiny
Kokolampo: a: Karazan'olondia, iray karazana amin'ny Kalanoro sy Kotokely, saingy misy fanahy ratsy sy sompatra…tohiny
Kokomojamanitra: (Ath) a.: Karazam-bary fambolin'ny olona any amin'ny faritanin' Antsiranana. tohiny
Kokotra: Jar. Kikitra. tohiny
Kolafa: Kalafa a.: Tsirim-bero; kolokolom-bero. tohiny
Kolakola: a.: Anaram-bibikely karazana voangory. tohiny
Koleda: Koledaka: Jer. Goleda. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0125