Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kaina: a sady p. t.: Olona mitofezaka noho ny fahiazana. tohiny
Kainkaina: p. t.: Karakaina, mai-na dia maina. tohiny
Kainkana: p.t.: Enti-milaza ny ankizy mahia sy hozatina. tohiny
Kainkona: a.: Fifintinana, fiforetana, fivonkonana. i tif: Akainkona, voakainkona, tafakainkona / manakainkona,…tohiny
Kaitso: Jar. Kamaitso. tohiny
Kajakaja: (Ski) a: Masom-by na mason-tady amin'ny sisin' ny lay izay itanana azy amin' ny salazan'ny botry na…tohiny
Kajakaja: a: Fikarakarana, fikolokoloana feno fitandremana. ii t,i.f•: Kajakajaina, voakaiakaja, kinajakaja /…tohiny
Kajakajaina: (kajakaja) mt. ih. (kajakajao): Karakaraina, ahina, raharahaina, kolokoloina feno fitandremana: Kajakajao…tohiny
Kajina: (kajy) mt. ih, (kajio): Tandremana, kolokoloina: Kajio tsara ny fihavanana, rankizy! 1 Kalina: Kajiny…tohiny
Kajomanta: (Skl) a: Hazo maranitra atao solon-defona;vy mirantsana efatra misy zarany fitorahana hazandrano. tohiny
Kajy: a.: Tandrina, kolokolo, kaly. 1 ti.f.: Kajina, voakaiy, kinajy / mikajY, fikajy, mpikajy / ikajiana,…tohiny
Kajy: a: Anarana nomena vao haingana ny marika sy ny asa-marika fa tsy mahalaza kosa ny matematika. tohiny
Kaka: a: Zavatra atao anelanelan'ny rafitra hampihizina azy, na tohan-javatra asisika eo ambaniny mba hahamarin-toerana…tohiny
Kakabemaso: a.: Karazana lolo lehibe izay misy soratra boribory toy ny maso eo ainsi' ny elany roa. 1 h.i.: Anara…tohiny
Kakàka: a : Fanenon'ny akohovavy rehefa madiva hanatody izy. - t.i.f.: Mikakaka, fikakaka, mpikakaka. tohiny
Kakakaka: a.: Fihomehy lava tapatapaka sy mafy heno la-vitra. - t.i.f•: Akakakaka / mikakakaka, fikakakaka, mpikakakaka…tohiny
Kakana: (kaka) mt. ih. (kakao): Asiana kakany: Kakao ao ambanin'ny vata. tohiny
Kakao: (fr, cacao) a,: Karazankazo mety hahatratra 3-4m ny haavony, izay ahazoana voany antsoina koa hoe kakao.…tohiny
Kakasana: mt.ih. (kakaso): (fihasimban'ny hoe kikisana) Haratana atao mangadihady tsy misy volo. tohiny
Kakay: a: Lolom-po, hatezerana miotrika: Tsy afaka hanao izany aho fa tonga hananan'ny zoky kakay. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091