Litera K
Kosa: p. mt.: Teny kely entina: 1) Manavaka: Ny androngo mandeha tongotra efatra, ny bibilava kosa mikisaka…tohiny
Kosehina: (kosika) mt ih. (koseho): Faohina mafy, dilorina: Efa nokosehiko tamin' ny vorodamba ny gorodona fa…tohiny
Koserina: (kositra) mt ih. (kosero): Dilorina (enti-milaza ny hazo izay kosikosehina amin'ny hazo iray hafa mba…tohiny
Kosesy: p.t.: Atao na lazaina tsisy fiatoana, haingana tsy an-kijanona; miverina matetika, mitohitohy tsy mijanona.…tohiny
Kosika: a: Fikikisana; famaohan-javatra mafy mba hialan' ny loto; kosoka. - t.i.f.: Kosehina, voakosika 1 mikosika,…tohiny
Kosina: a: Fitavonana na fihosenana; fiforetahana amin'ny loto; fiarahana, fifankazarana amin'olona tsy mitovy…tohiny
Kositra: a.: Fandilorana hazo kely lava eo ambonin'ny hazo iray hafa mba hahazoana afo. 6 kif: Kosirina, akositra,…tohiny
Kosohina: (kosoka) mt ih. (kosohy): Kasokasohina mafy hialan'ny loto: Kosohy savony tsara ny lamba ~ Torotomina:…tohiny
Kosoka: a: Fanalana loto amin' ny zavatra iray amin'ny fampandalovana mafy ary matetika borosy na zavatra hafa…tohiny
Kotaba: a.: Jer. Korataba. - t.i.f.: Kotabaina, voakotaba 1 manakotaba, fanakotaba, mpanakotaba / anakotabana,…tohiny
Kotabaina: (kotaba) mk ih. (kotabao): Tsy avala hilamina na hiasa fa anaovana tabataba; helingelenina: Axa kotabaina…tohiny