Litera K
Koaintsy: na Kontsy (fr. coing) a: Hazo fihinam-boamitovitovy amin'ny paoma ny voany fa hafa ny tsirony, somary…tohiny
Koba: a.: Vary voatoto malemy dia malemy: Mbola koba ihany no hanin'io marary io. ? Mofo vita amin'izany totom-bary…tohiny
Kobaba: a: Fikotabana noho ny hatairana. - t.i.f: Kobabaina,voakobaba /mikobaba, fikobaba, mpikobaba 1 ikobabana,…tohiny
Kobabahina: (kobabaka) mt. ih. (kobabaho): Atao maika dia maika.
tohiny
Kobabaina: (kobaka) mt. ih. (kobabao): Atao maimaika, , mehina, dodonana, rotorotoina: Aoka hilamina fa aza kobabaina…tohiny
Kobabaka: a.: Fimenomenonana sy fikotabana noho ny fahavoazana nihatra tamin'ny tena. ? Fampisehoana hadodonana…tohiny
Kobahina: (kobaka) mt ih. (kobahy): (rano) Hetsiketsehina toy ny rano ery an-tanim-bary mba hitovy tantana.
tohiny
Kobaina: (koba) mt. ih. (kobay): Atao mohaka malemy dia malemy; atao tsy afaka: Nokobain'iny mpampianatra iny…tohiny
Kobaka: a: Fanetsiketsehana rano na zavatra ao anaty rano. ? h. i.: Fanasokana ny lamba na zavatra hafa ao anaty…tohiny
Kobana: a: Fihetsehan'ny rano indray efa nandry nilamina tsaxa; fahalalahana amin'ny akanjo; fihontsanana amin'…tohiny
Kobanina: (kobana) mt ih. (kobano): Atsikebona ka miloatra daholo ny loto ao aminy: Nokobanin'ny ankizy ny rano…tohiny
Kobany: a: Ny anatiny, ny a-ne v anev any ; ny elanelany, ny afovoany: Ravao ity tamboho it? fa mivohitra ny…tohiny
Kobay: a: Karazam-pery vokatry ny mikraoby azo amin' ny fahalotoam-pitondran-tena. (Toa mamorofotra kely foana…tohiny
Kobila: a: Fivilanana, tsy fahitsiana, fiforiporetana. i ti f : Kobilaina, akobila, voakobila, tafakobila 1…tohiny