Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kibota: p.t.: Sady fohy no ma• tavy malemilemy. tohiny
Kibotabota: p.t.: Enti-milaza zazakely dongadonga, botrabotra. tohiny
Kibotabota: p.t.: Enti-milaza zavatra fasian-drano (tavoahangy na voatavo) fohifohy vaventiventy. tohiny
Kibotaina: (kibo) p.t.: Be kibo, mibontana be ny kibony. tohiny
Kibotry: (t.tr.) a.: Nongonongon-tany. tohiny
Kida: (fit.-p.) a: Anarana iantsoan'ny faritany maro ny akondro. tohiny
Kidanodanoka: p.t.: Enti-milaza ny ankizy mamindra malako, midoladola. - t.i.f.: Mikidanodanoka I ikidanodanohana,…tohiny
Kidaondaona: a: Fidondonana, kotrankotrana andrenesana dobodoboka tahaka ny feon'ny amponga 1 h.o.: Hasahiana m iho…tohiny
Kidara: a: Kibo be tsy mety feno. tohiny
kidedika: p.t miambakavaka; tohiny
Kidedra: a: Zavamanenon'ankizy (tanala) vita amin'ny volotsangana nosilatsilahina mba hisy kinifinifiny toy ny…tohiny
Kidiadiamborona: na Kidiadiavorona a: Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin'ny raviny telo kely…tohiny
Kidiarana: Jer. Kodiarana. tohiny
Kidimy an'ila: a: Randram-bolo betsileo miendrik'akondro dimy amin'ny ilany, ary toy izany koa amin'ny an-kilany. tohiny
Kidingy: Kidingidingy, Kidingodingo a: Fianjerana, ary rehefa avy eo fikodiadiavana; fahapotrahana midaboka ary…tohiny
Kidobodobony: a.: Ilay taviny ivelany amin'ny takorobabon'ny vorontsiloza. tohiny
Kidobony: a: Day jabora ao amin'ny tratran'ny vorontsiloza. tohiny
Kidodo: (Btl) a: Dihy malaza indrindra amin'ny Betsileo, izay sady mampiseho fahakingan-tongotra no ahitana…tohiny
Kidombaramita: a.: Ny faon' ny ampongalahy na ny amponga tany isaky ny fivelezana. tohiny
Kidona: Kodona (Btl) a: Arabe migodana mamaky ny vhitra 1Tetezan-kazo nakambankambana mampitohy morona roa,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0678