Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kitelo an'ala: a.: Randram-bolo betsileo miendrik'akondro telo amin'ny ilany, ary toy izany koa amin'ny an-daniny.…tohiny
Kitenindahy: na Tenindahy a: Karazan'ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy,…tohiny
Kitiboka: (Btl) a: Karazan-kazo izay fihinana ary tsara ny voany (Vaccinium secundiflorum H). tohiny
Kitihina: (kitika) mt.ih. (kitiho): Tohinina kely: Kitiho io olona io fa misy toerana ho azy eto. tohiny
Kitika: a: Fanohinana kely. - t.i.f.: Kitihina, akitika, voakitika / mikitika, fikitika, mpikitika / ikitihana,…tohiny
Kitika: p.t.: Kely bitika, madinika tokoa. tohiny
Kitika: Kitikitika a: Fanibokiboana mba hampihomehy; fikasihana faritra amin'ny tenan'ny olombelona mahatonga…tohiny
Kitikitihina: (kitikitika) mt ih. (kitikitiho): Kasihina (amin' ny faritra mahatonga hihomehy): Aza kitikitihinao…tohiny
Kito: p.t: Fohy, iva kely. tohiny
Kitoantoana: a sady p.t.: Tsy fitoviana tantana eo amin'ny haavony na ny fandriny, tsy marin-tampons fa misy avo…tohiny
Kitoatoa: p.mt. sy a: Ataotao foana sady ankinina amin' ny kisendrasendra: Namaly kitoatoa izy tamin'ny fanadinana…tohiny
Kitoatoavina: (kitoatoa) mt ih. (kitoatoauy): Vinanina kisendrasendra fotsiny. tohiny
Kitoina: Kitokitoina p.t.: Mora tezitra, sarotra iraharahana, sarotra ihavanana, kizitina: Kitokitoina aoka izany…tohiny
Kitoka: Kitokitoka a: Fisafoahana mandalo, hasarotam-po, fahalonilony, fahasosorana. - t.i.f.: Kitokitohina,…tohiny
Kitokandalana: (Btl) a.: Randram-bolo betsileo misoritra tokana ary mikirazorazo. tohiny
Kitokely: a.: Karazana kanakana kely. tohiny
Kitokitohina: (kitokitoka) mt. ih. (kitokitohy): Tezerana: Aza kitokitohinao toy izany ny zandrinao. tohiny
Kitokitona: p.t sy a.: Toetra soso-dava, sorisorena mandrakariva. - t.i.f•: Mikitokitona, fikitokitona 1 ikitokitonana,…tohiny
Kitongafia: (Tsm) a.: Zavamaniry misy faka mangidy izay fanao fanafody aretin-kibo sy kohaka. tohiny
Kitongatonga: a: Toetran'ny tany tsy marin-tampons, tsy mitovy tantana, kitoantoana. 1 t. t.f.: Mikitongatonga, fikitongatonga.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1119