Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kirandrambehivavy: a: Anarana nomena koa ny voafotsy any Imerina sy ny fandramanana any Setsileo. tohiny
Kirandriambavy: a: Anaran' ny voafotsy amin'ny Sakalava. tohiny
Kirangomena: a.: Karazam-bomanga mena aty ny vodiny. tohiny
Kiranjay: a.: Zavamaniry manipofona (ny kiranjay dia misy fofona tsy tian'ny aloy na ny moka ka ataon'ny olona…tohiny
Kirarirary: a: Lalaon'ny ankizivavy kely izay mandrarirary tsihy na satroka amin' ny fahitany ny ataon'ny lehibe.…tohiny
Kiraro: a : K arazam,pitafiana afono ny tongotra mba hiaro azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby, na indraindray…tohiny
Kiraroana: (kiraro) mt ih. (kiraroy): Omena kiraro, asiana kiraro: Kiraroy ny ankizy, ry Ketaka tohiny
Kiraviravezana: (kiraviravy) mt. pdr. (kirauiraoexo): Asiana zavatra mikirazorazo eo amboniny: Azo kirauirauezanao ny…tohiny
Kiraviravy: a: Fihantonana ary fikirazorazoana tsy mitehika amin'ny tany. - t.i.f.: Kiraviravezana, akiraviravy,…tohiny
Kirazorazo: a.: Fihantonana mihevaheva tsy mitehi-tany. i t i f : Akirazorazo, voakirazorazo, tafakirazorazo / manakirazorazo,…tohiny
Kirepoka: Mitovy amin'ny Karepoka. tohiny
Kiria: (Ski) a.: Nendramainty. tohiny
Kiribiby: (kiry) a: Kiry mihoapampana, di-doha, fihenahenana, fikitrohana. tohiny
Kirihitra: a sady p.t.: Hazo madinidinika miara-maniry, mitsitokotoko eny an-dohasaha na an-kavoana. - F.-p.: Kirihitr'ala:…tohiny
Kiriho: (Ski) a: Viliavoatavo. tohiny
Kirija: a: Karazan-kazandrano mitovy amin'ny amalona. tohiny
Kirijy: (Tsm) a.: Karazan-kazo anisan'ny ahazoana kirany tsara azo tenomina (Urena lobata). tohiny
Kirika: a: Antontan-javatra mafy miavosa: Kirikam-bato, kirikan-taol ana tohiny
Kirikipy: a: Fahasorisorenana, hasosorana. • Fihenjanana amin'ny hevitra tanana. - t.i.f.: Manirikiry, fanirikiry,…tohiny
Kirikirina: (kiry) p. t: Sorisorena, sosotsosotra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2929