Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kimoka: Kimokimoka, Kimonkimona a: Hehy tazontazonina tsy ho mafy. - t.i.f.: Kimokimohina, kimonkimonina, voakimokimoka,…tohiny
Kimoky: (Ski) a: Karazana vomanga izay hanin'ny olona ny vodiny amin'ny fotoanan' ny mosary, nefa mila fanamboarana…tohiny
Kimondrimondry: a.: Anaranjavamaniry. tohiny
Kimondro: a: Karazan-javamaniry mandronono rehefa tapahina. tohiny
Kimosamosa: Jer. Mosalahy. tohiny
Kimpy: a: Toetran'ny maso rehefa mikombona ny hodimaso ka tsy mahita. - t.i.f.: Akimpy, voakimpy / manakimpy,…tohiny
Kina: p.t.: Gina, sina, tsy mahateny. tohiny
Kina: (Ski) a: Manavy kely, dondozy. tohiny
Kinady: (kady) mt.ih misy tsofoka in: Kadina, nasiana kady, norarana tsy handehanana: Efa nokinady it? tany…tohiny
Kinaikanaika: a: Fihamboana tafahoatra, rehaka, rehareha. ΒΆ M.h.: Naikanaika. tohiny
Kinaikitra: (kaikitra) mt.ih. misy tsofoka in: Nokaikerina, voakaikitra: Nokinaikitry ny biby ny tanan'it? zaza…tohiny
Kinainaina: Jer. Konainaina. tohiny
Kinajakaja: (kajakaja) mt. ih. misy tsofoka in: Kajakajaina, kojakojaina, karakaraina. tohiny
Kinajy: (kajy) mt. ih. misy tsofoka in: Kajina, tandremana tatratra: Nokinajiny ny fihavanana nandritra ny fiainan…tohiny
Kinaka: (kaka) mt. ih. misy tsofoka in: Kakana, asiana ka-ka (sombin-javatra asisika mba hampihizina zavatra…tohiny
Kinaka: Jer. Hinaka. tohiny
Kinalo: (kalo) mt. ih. misy tsofoka in: Kaloina, hiraina amim-pihetseham-po. tohiny
Kinaly: (kaly) mt, ih. misy tsofoka in: Kalina, kajina, tandremana tsara mba ho vita lavorary. tohiny
Kinamba: p.mt.: Angamba. ? Kinanjo, kanjo. tohiny
Kinanga: p.mt.: Sendrasendra, vintana: Kinanga no nahazoako tamin'ny antsapaka tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.137