Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kasikety: (fr. casquette) a.: Karazan-tsatro-bory misy mandroso kely eo anoloana. tohiny
Kasimba: a: Zavamaniry misy tsilotsilony. tohiny
Kasioke: (Ski) a: Karazan'an tsantsa madinika. tohiny
Kasiterola: (fr. castrol) a: Fanaka fandrahoana, fisaka, misy tahony, ampiasaina hanendasana. tohiny
Kasoa: a: Karazan'aretina mampirediredy ary mahadaladala, heverin'ny olona ho fahavoazan'ny saina noho ny aretim-pitiavana:…tohiny
Kasohina: (kasoka) mt. ih. (kasohy): Kasihina dia kosehina; safoina: Nokasohina sauoka ny ngorodona tohiny
Kasoka: a: Fisafoana mandalo dia izay, kasika. - t.i.f: Kasohina, akasoka, voakasoka, kinasoka / manakasoka,…tohiny
Kasoka: a: Vary masaka haroharoina ao anaty vilany vy misy menamenaka avy nandritan-kena, ka afangaroharo ao…tohiny
Kasy: sy Kasikasy p. t.: Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaiuo io. - t.i.f.:…tohiny
Kataikana: p.t.: Mahiahia kinga, pintsana kely fa mailamailaka tohiny
Katakata: a: Anarana ilazan' ny Sakalava ny akondro. tohiny
Katapilasy: na Petakilasy (fr. cataplasme) a: Zavatra ma-fana apetapetaka amin'ny faritra marary amin'ny tena mba…tohiny
Katedraly: (fr. cathédrale) a: Fiangonana katolika lehibe misy eveka. tohiny
Katekista: na Katesista (fr. catéchiste) a: Mpampianatra katesizy. tohiny
Katesizy: (fr. catéchisme) a: (Fiv. kat.) Fampianarana ny fotopototry ny finoana kristianina. Boky kely misy ny…tohiny
Kateta: na Katita p. t.: Kely be hatsikana, mpandaingalainga kely. tohiny
Katibo: (Atm) a.: Olona mpitahiry sy mpitandrina ny sorabe, ka olona mahay mamaky sy manoratra izy io a• ry…tohiny
Katirijy: (angi, cartridge) a.: Faham-basy, karitosy. tohiny
Katita: p. t.: Kalita, tsy azo itokiana loatra fa mpandaingalainga. i t.Cf: Katitatita. - F-p.: Katitatita:…tohiny
Katity: p.t.: Kely manifinify. ? Kahihitra, kafiry. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.055