Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kamara: p. t.: Maramara soratra (enti-milaza ny tanalahy). tohiny
Kamarabe: a: Anarana ilazana ny tanavavy rehefa antitrantitra, ka masiaka velona izy amin'izay. tohiny
Kamaratsaka: (t. tr.) a: Varotra patsa, toho, sira, sns... tohiny
Kamasina: a: Karazan'anana. Kamavo: Jer. Kimavo. Kamba ppt.: Ilazana zavatra na hevitra mifanohitra, mitovy amin'ny…tohiny
Kambana: a: Zaza roa, na mihoatra, indray aterak'olona anankiray: Nanao kam bantelo Rasoa ~ p. t.: Indray naterak'olona…tohiny
Kambanteny: a.: Teny roa na mihoatra nakambana hilazana hevitra na sokazin-javatra iray: Valalatsimandadiharona,…tohiny
Kambavy: a: Entina milaza ny biby vavy, toy ny tana na ny hala. tohiny
Kambiaoma: (fr. cambium) a: Faritra mampitombo ny vatan-kazo, anelanelan'ny tapotsiny sy ny hodi-maleminy. tohiny
Kambina: a.: Tenan-javatra miraikitra amin'iray hafa. tohiny
Kambo: a: Nofo kely mivohitra maniry amin'ny hoditra. + t.i.f.: Kamboina. tohiny
Kamboina: (kambo) p.t.: Misy na maniry kambo. tohiny
Kambontenda: a.: Nofo kely roa an-kila sy an-danin'ny amboakelintenda, izay mety hivonto ka miteraka kohakohaka matetika…tohiny
Kambontsinay: a.: Kambo lava-lava mivohitra eo amin'ny tendron'ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran'ny zavajavatra…tohiny
Kamboty: a sady p.t: Maty ray sy reny na ny iray amin' ireo. ? h.i.: Entina milaza ny oriory sy osaosa ara-pivelomana.…tohiny
Kamenona: a.: Fimonomononana mandrakariva; fitarainana tsy misy fitsaharana. - t.i.f.: Kamenonina, voakamenona…tohiny
Kamenonina: (kamenona) mt. ih. (kamenony): Enti-milaza ny olona imonomononana: Aza izaho no kamenoninao eo. tohiny
Kamentsona: a.: Fiteny mitsaontsaona tsy misy rindrany; finantsanantsanana fotsiny. ~ t.i f.: Kamentsonina, voakamentsona,…tohiny
Kamentsonina: (kamentsona) mt. ih. (kamentsony): Bedesina, anaovana teny be, ikafarana. tohiny
Kamiao: (fr. camion) a: Fiarakodia ngeza fitaterana enta-na. tohiny
Kamifaoro: (fr. camphre) a: Anarana ahalalana koa ny ravintsara, izay akana mena-ka misy fofony manitra fanao fanafody…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0358