Litera K
Koinkoina: a: Tarama, toloko, kafara, moimoy, ferinaina. 1 tif: Mikoinkoina, fikoinkoina, mpikoinkoina f ikoinkoinana,…tohiny
Koja: Kojakoja a: Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy arnin'ny hoe karakara, saingy ampiasaina…tohiny
Kojakojaina: (kojakoja) mtih. (kojakojao): Karakaraina, tandremana fatratra: Kojakojainy tsara ny azy ny fitafiany.…tohiny
Kojy: a: Zavatra na teny fampanantenana entina manolikoly ny sasany na hitarihana azy hanao ratsy. i tif:…tohiny
Kokoa: p.mt.: Teny atao eo aorian'ny p.t.: entinamampitaha ka milaza fihoarana (raha lazaina ny teny faharoa…tohiny
Kokokoko: a.: Fahasahiranana, fahoriana, fahantrana. - t.i.f,: Mikokokoko,fikokokoko, mpikokokoko ) ikokokokoana,…tohiny
Kokolampo: a: Karazan'olondia, iray karazana amin'ny Kalanoro sy Kotokely, saingy misy fanahy ratsy sy sompatra…tohiny
Kokomojamanitra: (Ath) a.: Karazam-bary fambolin'ny olona any amin'ny faritanin' Antsiranana.
tohiny