Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kirotra: p. t: Mifararemotra sy miketrona. ? Lehibe ny tandrony iray noho ny ilany. tohiny
Kirozaroza: (Btl) a: Randrambolo betsileo ka ny kirozaroza no tena endrika isehoany talaky maso. tohiny
Kiry: a: Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zauadehibe toy itony. 1 Ditra, fitazonana madity ny hevitry…tohiny
Kiry: a: Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty. ? Zavatra na olona na biby…tohiny
Kisa: a: Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin'ny tsinontsinona : Mila kisa lava izao amin'Ikoto…tohiny
Kisabokisiny: (Btl) a: Randram-bolo betsileo misy fato-bolo boribory vaventy. tohiny
Kisahasaha: a: Sarintsarin-ta nimboly ataon'ny ankizy kilalao. tohiny
Kisahondra: (BU) a.: Randrambolo betsileo mikiramborambo miendri-tsahondra. tohiny
Kisaka: a: Fifindrana eo akaikikaiky an-tsisintsisiny: Tsy tsara kisaka it? vato it? ka mety hahadona • Fandehanana…tohiny
Kisakisa: (t. tr.) p. t: Malailay. tohiny
Kisamilahy: (Btl) a: Karazanjavamaniry anaovana satroka, harona... tohiny
Kisangasanga: Jar. Sangasanga. tohiny
Kisarihasina: (Btl) a.: Kaxazankazo madinidinika mitovitovy amin'ny landihazo, saingy maniry amin'ny tany mandomando;…tohiny
Kisena: a.: Karazan-javamaniry mandadina. tohiny
Kisendrasendra: a. sady p.t: Zavatra tonga tampoka tsy nampoizina: Tsy nianatra izy nandritra ny taon fa miandry ny…tohiny
Kisene: (Skl) a: Karazam-boatango madinika tohiny
Kisina: Kisinkisina a.: Fijanonana na fidongiana tsY hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa…tohiny
Kisinina: mikisina, fikisina, mpikisina / ikisinana, fikisinana / mahakishia, tohiny
Kisinina: (kisina) p.t.: Mitokontokona na midongidongy sy tsy rototra raha amp anaovindraharaha na irahina, na…tohiny
Kiso: (Btm) a.: Antsy, antsipika. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0783