Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Karandoha: a.: Kàrana na taolana boribory mifono ny atidoha. tohiny
Karantsana: a.: Faneno avo, mazava sy tsara, tsy misy mi-garera na farimparina. i t. i f• : Mikarantsana, fikarantsana,…tohiny
Karantsana: Jer. Kantsana. tohiny
Karao: (fr. carreau) a.: Vy voavoatrahatao fipasohana. tohiny
karao: Ny karao dia fonjam-by fisaka matevina miendrika telozoro misy tangozany eo an-tampony izay atono amin'ny…tohiny
Karaobato: a: Vato madinika betsaka misolo ny nof on-tany ary mampikorisa raha hitsahina. tohiny
Karaoka: a: Zavajavatra madinika ao an-tokantrano. - F.-p.: Lany karaoka: mahantra fadiranovana. tohiny
Karaoka: a: Feo ateraky ny vato mifampikasoka, na ny zavatra mafy toy ny vatokely sendra voatsakon'ny nify. -…tohiny
Karaoty: (fr. carotte) a.: Karazan'anambazaha misy vodiny menamena lavalava izay fanao laoka (Dancus caro ta…tohiny
Karapoka: a: Fianjerana na fahalavoana tampoka amin'ny tany. - t.i.f. : Mikarapoka, miankarapoka, fikarapoka,…tohiny
Kararana: a: Fivoahan'ny rano miboika mifantsitsitra. 1 t.if.: Kararanana, akararana, voakararana / manakararana,…tohiny
Kararanana: (kararana) p. t: I-fantsitsiran'ny rano. tohiny
Kararavina: p.t.: Manify dia manify. ¶ M.h.: Elatr'angidina. tohiny
Kararemotra: Jer. Fararemotra tohiny
Karariana: p.t.: Betsaka, sesehena. - t.i.f.: Mikarariana. tohiny
Karate: (fr. karaté) a.: Fomba fiady avy any Japan tsy mampiasa afa-tsy ny tanana sy ny tongotra raha mamely…tohiny
Karatoa: (fr. gratton) a.: Faikan-tavin-kena avy nakana menaka. tohiny
Karatoka: a: Bara hazo mif antsika amin'ny kopa-baravarana iray ka mahazo mihetsika sy mihodina, ka rehefa alatsaka…tohiny
Karatra: (fr. carte) a: Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin'ny f anjakana. • F.-p.: Kara-panondro:…tohiny
Karatra: a: Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin'ny lanonana na fiara andoavambola, izay manamarina fa efa…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0796