Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Konkina: Jer. Kainkona. tohiny
Konklavy: (fr. conclave) a: (Fiv. kat.) Fivorian'ny Kardinaly mifidy izay ho Papa. tohiny
Kononkonona: a: Fanafinafenan-javatra any anaty akanjo tsy aseho ny betsaka, na entina ka tsy atao miharihary ny…tohiny
Kononkononina: (kononkonona) mt.ih. (kononkonony): Afinafenina any anaty akanjo, takontakonana: Nokononkononiny ilay…tohiny
Konseritra: (fr. concert) a.: Hiran-javamaneno isan-karazany atao indray miaraka; indraindray koa anefa tantara…tohiny
Konsily: (fr, concile) a,: Fivorlam-ben'ny eveka sy mpahay teolojia miaraka amin' ny Papa mandinika momba ny…tohiny
Kontinenta: (fc continent) a.: Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i…tohiny
Kopa: (Tsm) a : Alika be ravintsofina mikopakopaka manarona ny masony. tohiny
Kopahina: (kopaka) mt ih. (kopahy): Roahina amin'ny fanetsiketsehana zavatra eo akazky: Kopahy ny lalitra fa manorisory.…tohiny
Kopaka: a: Fihefahefan'ny zavatra; fanetsiketsehan'ny vorona ny elany rehefamanidina; fivoha sy fihidin'ny varavarana;…tohiny
Kopala: a: Karazan-daka ka ny vohon-tongotra no entina mamely. - F-p.: Kopala manatn'ka: amin'io kopala io dia…tohiny
Kopapaka: Mitouy amin'ny Korapaka. tohiny
Kopapapapa: a: Fihetsikamska sady tsy voatandrina no-ho ny fahatairana na ny fihetseham-po mafy tampoka: Naratra…tohiny
Kopay: a.: Anaran'olona voalaza matetika amin'ny angano. ? F-p.: Kopay lava nono: enti-milaza vehivavy lava…tohiny
Kopetaka: p. t.: Enti-milaza tongotra fisaka mitapelaka be. - t.i.f.: Mikopetaka. tohiny
Kopia: (fr., copie) a.: Dikan-javatra mitovy vita amin'ny taratasy hafa; dika soratra. t.i.f : Kopiazina, voakopia…tohiny
Kopiapia: a: Tehezan-kavoana mandry soroka kely solampilampy. tohiny
Kopiazina: (kopia) mt.ih. (kopiazo): Adika na alain-tahaka mitovy tsara amin'ny taratasy hafa: Kopiazo ireo teny…tohiny
Kopikopy: (fr. coupe-coupe) a: Antsy lava sady lehibe fijinjana tsora-kazo na volotsangana. tohiny
Kopilapila: na Kopilapilaka a: Fandeha mivilambilana sy mitsivaka, famindra tsy mahitsy sy mivilavila. • h. i: Fihetska…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1684