Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kinangaly: a: Hazo fanandratana na fanohizana sampy na ody. tohiny
Kinantsana: (kantsana) mt. M. misy tsofoka in: Tapahina amin'ny antsy maranitra, kantsanana. tohiny
Kinaoka: (kaoka) mt. ih. misy tsofoka in: Kaohina, alana, kikisana: Nokinaokan'ny riaka ny lalana tohiny
Kinaolo: a.: Karazan'olon-diaizay voalaza ho fohy ary ratsy tarehy izaitsizy. ? h.o.: Olonamahia tsisy nofo mova…tohiny
Kinaonaona: a: Menomenona tsy miato, fitarainana mampalahelo. ΒΆ M.h.: Naonaona. tohiny
Kinapa: (kapa) mt. ih. misy tsofoka in: Voakapa, kapaina: Haxo nokinapany tany an'ala io. tohiny
Kinapoka: (kapoka) mt ih. misy tsofoka in: Voakapoka, kapohina: Nokinapok'Andriamanitra ilay izy ka ratsy fiafara.…tohiny
Kinarakara: (karakara) mt ih. misy tsofoka in: Karakaraina, voakarakara, raharahaina tsara. tohiny
Kinarakara: (karakara) mt.ih. misy tsofoka in: Voaisy karakara tohiny
Kinarinarina: a: Fomba filolohavan-javatra tsy hazonina, fa ny loha no ahetsiketsika kendrena hanohana azy tsy hianjera.…tohiny
Kinaroka: (karoka) mt.ih. misy tsofoka in: Voakaroka, karohina, zahana, tadiavina: Efa nokinaroko hatraiza hatraiza…tohiny
Kinasa: (kasa) mtih. misy tsofoka in: Voakasa, kasaina, tetehina hatao: Tsy tanteraka ilay dia nokinasanay.…tohiny
Kinasika: (kasika) mt. ih. misy tsofoka in: Voakasika, kasihina, tendrena: Nokinasiny, hono, izy dia sitrana tohiny
Kinasoka: (kasoka) mt. ih. misy tsofoka in: Voakasoka, kasohina: Nokinasony tamin' ny arim-bilany ny akanjony…tohiny
Kindava: (Btl) p.t.: Enti-milaza karazan-tan drok'omby mahitsy manahatahaka ny tandro-balala atao hoe kindava…tohiny
Kindreo: (Btl) a.: Karazanaholatra, lehibe ary menamena, misy poizina mahafaty. tohiny
Kindriandriana: a.: Lalaon-jazavavy kely misy solon'olona vita amin'ny tomaboha (ny lehilahy tomaboha lavalava, ny vehivavy…tohiny
Kindro: (Tsm) a.: Zavamaniry fahita any an'ala mitovitovy amin'ny rofia, izay fihinana ny vololony. tohiny
kindy: a. entina manambara ny fitaovam-pananahana maha vehivavy ny vehivavytohiny
Kinejokejo: (kejokejo) mt.ih. misy tsofoka in: Voakejokejo, voakolikoly, voakojikojy; angolena, voavoky: Nok inejo…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0645