Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Kazaha: (Btl sy Br) a.: Mangahazo, ¶ M. h.: Balahazo, mahogo. tohiny
Kazakazaka: a: Jer. Hazakaza Ke ka. tohiny
Kazana: (t. tr. ) p• t.: Mafy, maozatra. tohiny
Kazy: (Ski) a: Zanaky ny jiovaky (karazan a hazandrano ). tohiny
Ke:: Kian-teny kely manisika hevitra hoe "marina", "tokoa": Eny ke! / Tsia ke! tohiny
Kebaka: p. t: Foana sy kepaka, nana: Kebaka izany ny kibo fa andeha aloha hody. tohiny
Kebakebaka: a: Elanelana. - F.-p.: An-kebakebany: anelanelany, tsy an-tany tsy am-parafara, tsy an'ny atsy tsy an'ny…tohiny
Kebona: a: Fanetsiketsehana ny rano mba hahatonga azy hamorivory; fomba fakana trondro amin'ny fikapokapohana…tohiny
Kebona: a.: Anarana niantsoana ny voan-tangena. tohiny
Kebonina: (kebona) mt ih. (ka-bon y): Hetsiketsehina; tao-mina, vokisana; hatsina. tohiny
Kefika: na Kefikefika a: Jar. Hefikefika. tohiny
Kefona: a: Fisondrovohan'ny fofon'afna any an'orona. 1 tif: Akefdna 1 mikefona, fikefona, mpikefona 1 Ikefonana,…tohiny
Kehaka: p. t.: Vita, tanteraka. - F.-p,: Tsy mahakehaka: tsy mahomby, tsy mahateny tsy mahavolana noho ny henatra.…tohiny
Kehana: na Kehankehana ci.: Fikohafana kely ho mariky ny fanakanana olona mba tsy hanao zavatra iray tsy tsara…tohiny
Kehina: a: Tomanimany, fikonetahana na fikonainaika mitohitohy. 1 t.if.: Akehina, tafakehina / mikehina, fikehina,…tohiny
Kejo: na Kejokejo a.: Kolikoly, ngolingoly. - t.i.f: Kejokejoina, akejokejo, voakejokejo / manejokejo, fanejokejo,…tohiny
Kejokejoina: (kejokejo) mt. ih. (kejokejoy): Kolikolena, ngolingolena: Nokejokejoin'ny naman-dratsy izy ka niala…tohiny
Kekitra: Jer. Kaikitra. tohiny
Kelihomandra: a: Karazan-javamaniry izay malazaho mahomby amin'ny fampitsaharana ny ra mivoaka amin'ny ratra na ny…tohiny
Keliladina: a: Karazam-bomanga. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0665