Litera K

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Karetsaka: a: Hidim-baravarana misy vatany roa: ny iray lahimp an alahidy mih ombo amin'ny lelavaravarana, ny iray…tohiny
Karetsaka: a: Fandehanana haingana, dia miverina tsy ela; fifamoivoizana amim-pahakingana ary mailaka. - t.i.f…tohiny
Karetsika: (hetsika) a: Fahasahiranana amin-draharaha: Tsy misy karetsika izany. i t i f.: Mikaretsika. - F.-p.:…tohiny
Karibonetra: (fr. carbonate) a.: Vovo-panafody fotsifotsy fandevonan-kanina, izay ataon'ny olona matetika amin'ny…tohiny
Karija: (Ski) a: Marika atao amin'ny sofin'ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany. ¶ M.h.:…tohiny
Karijo: a.: Resaka tsisy antony na arirarira atao hanalana andro na hanarivana andro. • p.t.: Mahery am-bava.…tohiny
Karipetra: (angi carpet) a.: Lamba na volom-biby mate-vina velarina amin'ny tany mbahatao fandiavana. tohiny
Karitabila: (fr. cartable) a.: Karazana sandrify vita amin'ny hoditra, itondrana taratasy na kahie na bob. tohiny
Karitosy: (fr. cartouche) a.: Fitambaran'ny bala sy ny fitoerany ary ny kapisily mandrehitra ny vanja raha voadona;…tohiny
Karohina: (karoka) mt. ih. (karohy): Haronina any anatY...; hadina: Be ny metaly nokarohina teto. / Nokarohiko…tohiny
Karoka: a.: Fangaronana na fanatsinkafonana ny farany ambany ao anatin'ny zavatra iray; fizahana, fitadiavana.…tohiny
Kary: a: Saka dia. ? h.o.: Entina milaza olona fetsifetsy koa: Nofaohin'ilay karilahy iny lahy ny sigarako…tohiny
Kasa: p.mt.: Mitovy hevitra amin'ny saika: kely foana sisa tsy...: Kasa nianjera tao anaty hady aho raha tsy…tohiny
Kasa: ft.: Zavatra noheverina, fisainana mialoha hanao...; faniriana voavolavolan'ny saina. 1 Kasaina, akasa,…tohiny
Kasaina: (kasa) mt. ih. (kasao): Heverina, ampoizina: Raharaha inona no kasainao hatao rehefalehibe? tohiny
Kasaoka: a.: Feo heno avy amin'Tiy fikasohan'ny zavatra roa. 1 Akasaoka / mikasaoka,fikasaoka / kasaotsaoka,…tohiny
Kase: (fr. cachet) a.: Fingotra, matetika boribory, misy sary sy soratra mivohitra ka nony atomboka amin'ny…tohiny
Kasia: (Ski) a.: Fomba fivoizana ny botry raha rohizana amin'ny sisin'ny botry ny fivoy ka voizina miamboho…tohiny
Kasihina: (kasika) mt.ih. (kasiho): Ampandalovana tanana: Nokasihiny ilay marary dia sitrana. • Tenenina kely:…tohiny
Kasika: a: Fandalovan'ny ta-nana mihelina eo amin'ny zavatra iray. 1 .if: Kasihina, akasika, voakasika, tafakasika,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2134