Litera J

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Jobonina: (jobona) mi ih. (jobony): Fantenana, fidina: 0-lona notsongaina tao anatin' ny zato ianao, nojobonina…tohiny
Jofo: a: Fisavoanana, fitambolimbolenan'ny rivotra na ny setroka miakatra, fisosososoana, fahasahiana misosososo…tohiny
Jofoana: na Jofoina (jofo) mt. pdr, (jofoy): Irarahan'ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko…tohiny
Jogy: (angl. jug) a.: Fitoerandrano lava vatana mitsangana. tohiny
Johary: a: Teny tranainy entimilaza ny masoandro, izay mbola fandre ankehitriny amin'ny kabary: Tsy hanao tehin-kely…tohiny
Johy: na Johijohy a.: Fandeha somary miroraka fa lenan'ny orana na mangatsiaka, mitsoitsoy fa kotsan'ny orana…tohiny
Jojo: a: Fisosana moramora misononoka; firotsahan'ny orana moramora eo ampovoan'ny andro tony tsy ampoizina…tohiny
Jojy: (t.tr.) p.t.: Latsa-dranomaso, mijononoka ranomaso. tohiny
Jokaiky: a: Fitakokoana manjonitra toamalahelo. i tif:: Tafajokaiky I mfjokaiky, manjokaiky, fijokaiky, mpijokaiky…tohiny
Jokajoka: a sady p. t.: Tsanganana, ha*aram-bika, maroroka sady tsara bika. 1 t.if.: Mijokajoka, fijokajoka. tohiny
Joko: p.t.: Miondrikondri-doha, mivokobokoka toa menamenatra na matahotra: Tsy tiako iny olona iny fa joko…tohiny
jokoiko: (ftt : joko) tsiriahana tampoka. oh : jokoiko eo io raha vao resin-tory eo!tohiny
Jokoina: (joko) mt. ih. (jokoy): Hatonina moramora mba tsy ho taitra ka ny tena amin' izany miondrikondrika,…tohiny
Jolay: (angl. july) a: Anaran' ny volana fahafito amin'ny taona, misy andro 31. tohiny
Jolo: a,: Ilay mandroso main' ny kasikety mba hiaro ny maso na ny handrina amin' ny masoandro; izay rehetra…tohiny
Jolohana: (joloka) mt, pdr, (jolohy): Ampidirana zavatra ao anatiny: Nojolohana hazo ny lava-kombarika. tohiny
Joloka: a: Fampidirana ny 10-ha na ny tanana ao anaty toerana iray avy amin'ny lavaka na loaka iray. 6 tif:…tohiny
Jolonjolona: a.: Fidirana misosososb avy hatrany, fanatonana tsy mahazo lalana, tsy mahalala menatra - t.i.f: Jolonjolonina,…tohiny
jomaka: fiteny ilazana jiolahim-boto. oh: izaho aza mba anaovana fitenin-jomaka.tohiny
Jombona: ft: Niavian'ny i tif: Manjombona, fanjombona. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136