Litera J
Jiny: Jinijiny a.: Hasosotsosorana, halonilony, havitsianteny. - t.i.f.: Jinina, jinijinina / mijinijiny,…tohiny
Jio: (t.tr) a: Hajefena dia midika hoe haingana ihany koa. Ohatra hoe ny ankizy na tanora Iray rehefa hampanaovin-javatra…tohiny
Jiodo: (fr• judo) a.: Karazana tolona sy ady totohondry miharo, japoney, izay efa miely hatraizahatraiza ankehitriny,…tohiny
Jioga: (fr. joug) a.: Hazo efajoro mitohy amin'ny tanantsarety izay ampidirana ny lohan'ny omby ka anerena…tohiny
Jiona: (fr. juin) na Jona (angL june) a.: Anaran'ny volana fahenina amin'ny taona, misy andro 30. (fer. Zanvie).…tohiny
Jipy: (fn jeeP) a.: Fiarakodiamiaramila tany am-boalohany, afaka mandeha amin'izay tian-kaleha, ampiasaina…tohiny
Jirajira: a: Haavo sy halehibiazana ara-batana sy ara-panahy. i t.ff.: Mijirajira, fijirajira.
tohiny
Jirihina: (jirika) miih. (jiriho): Amidy antsinjarany: Tokony hojirihina ny vary fa ny manam-bola ihany no afa-mividy…tohiny
Jirika: a: Varotra: Nanao jirika olona ny taloha • Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna,…tohiny
Jiro: a.: Teny enti-milaza rehefa mety ho fanazavana amin' ny aiina: Ampireheto ny jiro fa efa maizina ato…tohiny
Jirofo: na Jorofo (fr. girofle) a.: Karazan-kazo salasalany ny habeny nefa mety hahatratra 10 m. ny halavany,…tohiny
Joadimariko: a : (fiovan'ny h oe Jadimariko) Teny tenenin'ny mpampinona eo am-panasana ny tangena, ka ny heviny dia…tohiny
Joaka: a. na p.t.: Enti-milaza olona na zavamaniry maroroka sy ngeza haingana, avo midangana. - t.i.f.: Mijoaka,…tohiny
Joala: Joalajoala a.: Fahalehibiazana sy fahalavana avo be. i t. if.: Mijoalajoala / ijoalajoalana, fijoalajoalana.…tohiny
Jobily: a: Fitsingerenan'ny fa-ha- 50 taonan'ny mariazy, na faha- 50 taons nanaovana raharaha iray, naharetana…tohiny