Litera J
Jijy: a: Fisonenehana tsara eo am-pandihizana (tandrimo), fikaliana; fihinanana tsikelikely. - t.i.f.: Jijina,…tohiny
Jijy: a.: Lalao kanety ampanatonina toikelikely ny vava lavaka. 4 Fanaovana na fandaniana tsikelikely. ? Fampandihizana…tohiny
Jila: Jilajila p. t.: Maivana, mipelipelika jejojejo: Lakan-jila. • Fatra-pirona amin'ny fahalianan'ny nofo…tohiny
Jilarina: (jilatra) mt. ih. (jilaro): Kapaina na didiana somaradimbana, izany hoe tsy mitsatoka fa misolifatra:…tohiny
Jilatra: a.: Enti-milaza zavatra miendakendaka, mielakelaka. 1 t.i(: Jilarina, voajilatra 1 manjilatra, fanjilatra…tohiny
Jilo: Jilojilo p. t.: Marani-doha, mitsflotsilo loha. - t.i.f.: Ajilojilo, voajilojilo 1 mijilojilo I mahajilojilo.…tohiny
Jina: a : Hasina miraikitra aminjavatra iray, izay tsy azo anaovana vazivazy fa mety hahitan-doza: Manan-jina…tohiny
Jinery: (jery) mt.ih. misy tsofoka in: Voajery, jerena: Ho nojineriko ny sahanao raha tsy m'y ny orana.
tohiny
Jinifa: (jifa) mt. ih. misy tsofoka in: Atao majifa, voafaoka, lany tanteraka: Nojinifan'ny mpangalatra ny entan-dRazoky…tohiny
Jininika: a.: Fikorianan'ny rano na ra na fitetevany tsy misy fiatoana. - t.i.f.: Ajininika, jininihina, voajininika,…tohiny
Jininja: (jinja) mt.ih. misy tsofoka in: Voajinja, jinjaina, voafira: Tsy mbola nojininja angaha ny varinareo,…tohiny
Jinja: a.: Fikapana, fandidiana ny zavamaniry amin'ny antsy: Jinja vary. - t.i.f.: Jinjàna, jinjaina, ajinja,…tohiny