Litera J
Jambena: p, t.: Mipendrampendrana noho ny hazavana ma-mono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra. •…tohiny
Jamoka: p.t.: Tsy be teny na be resaka, morabe sady bonaika. (Jombka anefa no fiteny matetika kokoa). - t.i.f.:…tohiny
Jananaika: na Jananaka a: Firotsahan'ny orana tsy misy fiatoana, fivoahan'ny ra toa mitifitra tsy mety mijanona…tohiny
Janga: Jangajanga p.t.: Mpanaram-po amin'ny fitondrantena ratsy, milfba amin'ny fahalianana ara-nofo: Notorahin'ny…tohiny
Jangoranga: p. t.: Vaventy la-va ne fa ratsy bika.
tohiny
Janjana: a.: Fikapana amin-java-maranitra ho tapaka avy hatrany, fanapahan-kevitra hentitra, fanovan-javatra…tohiny
Janjanana: (janjana) mt. ih. (janjano): Asiana, velezina mafy: Nojanjanan'ilay mpikapa hazo ny famaky ny vatan-kininina…tohiny
janona: Fiatoana (matetika tsy misy fitohizany intsony). i t.i.f.: Ajanona, voajanona, tafajanona / manajanona,…tohiny
Jaomalanga: a.: Satroka bonetra avo vatana ary ny sisiny mihoronamiakatra
tohiny
Japina: (japy) mt.ih. (japio): Ihazakazahana taingenana eny am-pandehanana: Nojapiny (Lay fiarambahoaka, nefa…tohiny