Litera J

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Japy: Fanararaotana (japy asa) mijapy asa mandeha fotsiny izy. tohiny
Japy: a: Karavasin'ny mpiandry omby, izay ataony amin'ny taretra aolanolana ary ampiasainy ho fikapohana na…tohiny
Japy: a.: Fitaingenana zavatra eny am-pandehanana. - t.i.f.: Japina, voajapY I mijapy, fiiapY, mpljapy I ijapfana,fijapiana.…tohiny
Jarabaka: a.: Enti-milaza zavatra miditra malalaka be: Jarabaka ny lohanao ao anatin' ity satroka tohiny
Jaradona: a.: Fijoro mahitsy, mitsatoka (rehefa avy nianjera nikodingidingy, ohatra). 1 t.i,f.: Maradona, tafajaradona…tohiny
Jaraingiraingy: a.: Anarana o-mena ny kalalao (fer. Kadradraka, kalalao, akalabe). tohiny
Jaridina: a: Fijoro mahitsy tsara tsy mihetsika. - t.i.f.: Ajaridina, voajaridina, tafajaridina / manajaridina,…tohiny
Jarika: a: Fjjoroana ela miandry. - t.i.f.: Ajarika, voajarika, tafajarika / manajarika, fanajarika, mpanajarika…tohiny
Jarobo: a.: Vilany kely vava fa lalina aty toy ny nongo. ? P. t.: Lalina aty. tohiny
Jaroboka: a.: Fanasokana na fandentehana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; famarinana (zavatra) ao anaty rano…tohiny
Jay: ft.: Avonavona, anjonanjona, fanesoana. tohiny
Jay: Jaijay a.: Fihetsika mie dinedina, miandranandrana sy miavona. - t.i.f : Mijaijay, fijaijay, mpijaijay…tohiny
Jazy: a: Zavamaneno isan-karazany indray ampanenoin' olona maromaro, manao feon-kira misy feo toa tapatapaka…tohiny
Jea: jer. Jia. tohiny
Jebena: (jeby) p.t.: Maizina dia maizina. tohiny
Jebijeby: ft.: Niavian'ny hoe "manjebijeby": tondraka, feno morona. tohiny
Jebojebo: (Btm) a.: Anaran-kazandrano sahala amin'ny saridinina. jebojebo tohiny
Jeby: (vary) a.: Enti-milaza amin'ny faritany avaratra ny vary ambolena aorian'ny fahavokaran'ny vary asara…tohiny
Jeby: p.t.: Sahirana, voahelingelina, voakorontana. 6 t.i. f.: Jebena. tohiny
Jedaka: na Jedana a: Famonoana ho faty tsy tra-drano. I t.i.f.: Ajedaka f manajedaka, fanajedaka, mpanajedaka…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0887