Litera J

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Jambena: p, t.: Mipendrampendrana noho ny hazavana ma-mono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra. •…tohiny
Jamoka: p.t.: Tsy be teny na be resaka, morabe sady bonaika. (Jombka anefa no fiteny matetika kokoa). - t.i.f.:…tohiny
Jamoka: a.: Anarana niantsoana ny omby taloha. tohiny
Jananaika: na Jananaka a: Firotsahan'ny orana tsy misy fiatoana, fivoahan'ny ra toa mitifitra tsy mety mijanona…tohiny
Janga: Jangajanga p.t.: Mpanaram-po amin'ny fitondrantena ratsy, milfba amin'ny fahalianana ara-nofo: Notorahin'ny…tohiny
Janga: (Ski) p. G: Sitrana. tohiny
Janga: p. t: Enti-milaza ny loba miranga ary mitraka tsara: Janga loha ir? zazavavy tohiny
Jango: Jangojango p. t.: Vaventy sy lava ratsy bika. tohiny
Jangoranga: p. t.: Vaventy la-va ne fa ratsy bika. tohiny
Janjana: a.: Fikapana amin-java-maranitra ho tapaka avy hatrany, fanapahan-kevitra hentitra, fanovan-javatra…tohiny
Janjanana: (janjana) mt. ih. (janjano): Asiana, velezina mafy: Nojanjanan'ilay mpikapa hazo ny famaky ny vatan-kininina…tohiny
janona: Fiatoana (matetika tsy misy fitohizany intsony). i t.i.f.: Ajanona, voajanona, tafajanona / manajanona,…tohiny
Jany: a: Anaran'aretina. Janina p. t.: Mararin'ny jany.tohiny
Jao: (Tsm.) a.: Ombalahy tsy vositra. tohiny
Jao: Jaojao p.t. sady a: Sady avo no lehibe. 1 Enti-milaza ny omby ngeza sady lava tandroka. tohiny
Jaobe: p. t.: Ngezabe. tohiny
Jaomalanga: a.: Satroka bonetra avo vatana ary ny sisiny mihoronamiakatra tohiny
Japina: (japy) mt.ih. (japio): Ihazakazahana taingenana eny am-pandehanana: Nojapiny (Lay fiarambahoaka, nefa…tohiny
Japirona: (fr. les éperons) a.: Vy kely misy kinifinifiny maranitra amin'ny kiraron' ny mpitaingin-tsoavaly, izay…tohiny
Japoney: (fr. japonais) a: Ny firenena monina any amin' ny tanin'i Japan: Mihoatra ny zato tapitrisa ny isan'…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0226