Litera J

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Joria: a: Karazan-tsikidy izay toy izao ny fametraka ny voa aminy; apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony…tohiny
Jorijoriny: Jer. Tsoritsoriny. tohiny
Joriry: Jer. Jorory izay fampiasa kokoa. tohiny
Joro: a: Fitsanganana mitsatoka tsara. - t.i.f : Ajoro, voajoro, tafajoro / mijoro, fijoro, mpijoro ) ijoroana,…tohiny
Joro: a.: Fangataham-pitahiana eo am-panefana ny voady na-tao. it.if.: Mijoro. tohiny
Joro: a.: Anarana enti-milaza ny iray amin'ireo lalao karatra izay misy sarina efajoro mena. tohiny
Joro: p. t.: Saro-tahotra, sarokenatra, mihasihasy. tohiny
Joroaka: p. t.: Lava be sy maroroka: Haxo joroaka ny kininina. tohiny
Joroana: (joro) mt.pdr. (joroy): Asana zavatra mijoro, tsatohana: Joroana lefona eo antoko tan y. tohiny
Joroboka: Jer. Jaroboka izay fampiasa kokoa. tohiny
Jorofoa: Jar. Jirofo. tohiny
Jorory: p. t.: Kely sy madinika mezamezaka, manifinify. tohiny
jotso: fidinana, fihenàna: nijotso teo amin'ny seranana ny mpandeha rehefa nijanona ny fiara fitateranatohiny
Joy: a.: Filatsahana tsy miato (erika, orana, ranomaso). i tif: Ajoy, tafajoy 1 mijoy, fijoy I ijoina, fijoina…tohiny
Jy: a.: Tadin-dokanga madinika dia madinika. I Li. f: Mijijijijy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0631