Litera J

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Jomo: Jomojomo a: Fanaovana teny an-tsokosoko, resaka afinafenina, bitsibitsika mba hanangolena. 6 Li. f.:…tohiny
Jomohina: (jomoka) p.t.: Tsy be teny, tsy be resaka aratoetra: Tsy mbola nahita zazauauy kely jomohina toy izany…tohiny
Jomoina: Jomojomoina (jomo) mt.ih. (jomoy, jomojomoy): Bitsibitsihina, anaovana toho-tsofina: Nojomoin' ny olona…tohiny
Jomóka: p. t.: Tsy mba be teny na be resaka, tsy rotodrototra sy mipetrapetraka — (jer. Jam6ka): Touolahy jomôka…tohiny
Jonenika: Jar. Bonenika. tohiny
Jonetra: p.t.: Manjombona amin'alahelo, manjonitra, mitakoko sady mangina. - t.i.f.: Mijonetra, manjonetra, fijonetra,…tohiny
Jongijongy: Jongojongo a: Fandehanana irery tsy mananamana, zaingizaingy. - t.i.f.:Ajongijongy,tafajongijongy I…tohiny
Jongina: (jongy) mt.ih. (jongio): Asiana zaitra amin'ny sisiny: Jongio kely ange ny lambako e. tohiny
Jongy: a.: Zaitra na vikavika amin'ny sisin-damba, dify. - t.i.f.: Jongina, ajongy, voajongy / manjongy, fanjongy,…tohiny
Jongy: p. t.: Mangina vitsy teny sady tsy tia miray amin'olona. tohiny
Jonitra: a: Fitakokoana toa marary noho ny alahelo. 1 t.i.f.: Manjonitra, fanjonitra, mpanjonitra / jonijonitra.…tohiny
Jonjona: a.: Fandehanana tsy miherikerika, fandrosoana mahitsy hatrany tsy mba miresaka. i t.if.: Ajonjona, tafajonjona…tohiny
Jono: a.: Hanina atao amin'ny fintana hamandrihana hazandrano. ? Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra…tohiny
Jono: (Br) a: Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony. tohiny
Jonoina: (jonc.) mt, ih. (jonoy): Alafna amin'ny jono, alaina na tarihina amin'ny fomba kinga ary saro-toherina,…tohiny
Jononoka: a.: Fiavian'ny aralia tsy miato; fikorianan'ny ranomaso tsy an-kijanona. i t. i f : Ajononoka, tafajononoka…tohiny
Jony: na Jono a.: Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana). i Manjony, fanjony, mpanjony I anjoniana,…tohiny
Jopelika: Jopelana, Jopiaka a: Hazavana mamiratra sy mitaratra; taratra mahajambena. 1 t. if : Manjopelaka, manjopelana,…tohiny
Jorery: a: Karazam-bibikely maneno eny ambony hazo mba hitsentsefany ny ranonkazo (amin'ny fahavaratra ny jorerilahy…tohiny
Joretra: p. t.: Mitakoko malahelo tsy miteny. i tif: Mijoretra, manjoretra, fanjoretra, mpanjoretra 1 mahajoretra.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0215