Litera J

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Jeometria: (fr. géométrie) a.: Antokon-tsiansa ianarana mandinika momba ny erana sy ny karazan-tsary amambikan-javatra…tohiny
Jeometrika: (fr, géométrique) p.t.: Momba na an'ny jeometria: Ny telolafy no sary jeometrika tsotra indrindra, tohiny
Jerena: (jery) mt. ih. (jereo): Ifantohan'ny maso: Jereo tsara ny lalana fa be lauada• uaka 1 Tandremana: Tsy…tohiny
Jery: a.: Fanopazana ny maso, fitazanana: Nanao fara jery ilay tanàna izy nony tonga teo an-tampon-kavoana…tohiny
Jia: a.: Ravin-drongony voamboatra hofohina. tohiny
Jiaby: (Tsm) p. t.: Rehetra, daholo. tohiny
Jiafotsy: a.: Lamba vita amin' ny hoza-dravin-drofia. tohiny
Jiba: Fiovan'ny teny hoe Jaba. tohiny
Jibika: p.t.: Fano, be rano (tanimbary). tohiny
Jibina: Mitovy amin'ny Jabaina: Maizina dia maizina, mikitroks. tohiny
Jidina: a.: Fijoroana mahitsy, mijadona, mijajirika. - t.i.f: Ajidina / mijidina I ijidinana, fqidinana. tohiny
Jifa: p.t.: Jejo, pilaka, maivandoha. - t.i.f.: Jifaina, ajifa, voajifa, jinifa / manjifa, fanjifa, mpanjifa…tohiny
Jihijihy: a.: Fanaintainana no-ho ny aretina, tahaka ny fia-fia, ohatra. - t.i.f: Mijihijihy, fijihijihy, mpijihijihy…tohiny
Jihina: a.: Fampisehoana bika amin'ny haingo anaovana. i t.i.f: Mijihina I ijihinana, fijihinana. tohiny
Jihitra: p. t.: Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan'ny fokonolona raha.tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena.…tohiny
Jijaka: p. t.: Tsemboka be. tohiny
Jijijijy: a.: Famindra fohy dingana, ka toy ny mandihy. • Fitarainana noho ny fanaintainana amin'ny aretina. -…tohiny
Jijika: p. i : Ohatra ny Jijaka. tohiny
Jijina: (jijy) mt. ih. (jijio): Kendrena am-pitandremana fatratra, toy ny ataon'ny mpilalao kanety izay ampanatonina…tohiny
Jijy: (Tsm) a.: Tantara am-bava, hira entina mitanisa zavatra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1355