Litera I

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Indroasina: na Indraosina na Indraozina (roa) mt ih. (indraosy): Averina fanindroany: Tandremo sao indraosinao iny…tohiny
Indry: Misolo ny olona itenenana, fampiasan'ny samy vehivavy mifankazatra fatratra, na indraindray rehefa tezitra…tohiny
Inefatra: p.mt.: Enti-milaza fiverenan-javatra intelo miampy Indray mandeha. i t.Lf: Maninefatra, faninefany.…tohiny
Inenina: p.mt.: Enti-milaza fiverenan-javatra indimy miampy Indray mandeha. - t.i.f.: Maninenina, faninenina.…tohiny
Ineny: a.: Teny iantsoana ny reny na ny vehivavy lehibe mendri-panajana izay tokony ho renin'ny tena. tohiny
Inga: na Ainga a: Tombony ambony ihany: Nahazo ingan'andro efatra taminay ianareo tamin'ny fe-potoana fialan-tsasatra…tohiny
Ingahy: a: Teny fanajana fametraka eo alohan'ny anaran-dehilahy mendrika hohajaina noho ny raharaha na ny toerana…tohiny
Inginingina: ft.: Fitsanganana na fipetrahana maka avoavo na eo ambonin'ny zavatra avoavo, na ny loharantsana no…tohiny
Ingisa: p.i.: Isa (voalohany a min'ilay teniteny tsisy dikany ataon'ny ankizy mianatra manisa hatramin'ny fo-Io):…tohiny
Ingoa: p. i.: Roa (amin'ilay fiteny fanaon'ny ankizy taloha mianatra manisa hatramin'ny folo), Jer. Ingisa.…tohiny
Iniana: (nia) mt.ih. (inio): A-tao an-tsitrapo marina: Niniako nafenina ilay voankazo vao novidina satria tsy…tohiny
Injany: p.mt.: Enti-manondro amin'ny eritreritra feon-javatra tsy dia lavitra: Injany maneno ny lakolosy. tohiny
Injao: Jar. Inao. tohiny
Injay: Jar. Inay. tohiny
Ino: ft.: Fiaikenahomarina - t.i.f.: Inoana I mino, fino, mpino / inoana, finoana 1 mahaino Iinoino. tohiny
Inoana: (ino) mt.ih. (inoy): E-kena tanteraka: Inoako ny fahaizan'ny olo-mahay ankehitriny. ? Ekena ho marina,…tohiny
Inona: p.mnt. sy s.mnt.: Entimanontany. 1) Inona mpamaritra anarana dia atao eo aorian'ny anarana ka entina…tohiny
Inona: a: Fisotroana tangena. 1 t.i.f : Minona, finona, mpinona / inomana, finomana / mahainona 1 mampinona…tohiny
Inspektera: (fr. inspecteur) a.: Manamboninahitra amin'ny Polisy izay miandraikitra indrindra ny fikarohana ny mpanao…tohiny
Intelo: (telo) p. mt: Miverina indroa miampy indray mandeha. - t.i.f.: Manintelo, fanintelony. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102