Litera I

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ise: a.: Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo:…tohiny
Ise: s.o.: Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan'ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra,…tohiny
Isika: s.o.: Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany…tohiny
Isitra: t.p.: Teny enti-manambara fandavana, tsy fahafaliana na fanesoana koa aza. 1 t.i.f.: Tafaisitra f misitra,…tohiny
Isitra: a.: Fandavana ny hadisoana amin'ny fanolahana a• zy amin'ny hafa. - t.i.f.: Manisitra, fanisitra, mpanisitra…tohiny
Isotra: Jar. Esotra. tohiny
Israelianina: (fr. israélien) a: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Israely: Mitokantokana tsy maro na-mana…tohiny
Israelita: (fr. israelita) a.: Nympomba ny fivavahan'ny Jody na Hebrio. tohiny
Isy: a: Ny fisiana (fampiasa taloha amin'ny fehezantenY toy ny hoe: Tsy isy rano ao an-tsinibe; tsy isy hijanona;…tohiny
Isy: t.p.: Tsia, tsy... velively (teny atao noho ny fahasosorana ary matetika no miaraka amin'ny fikifihana…tohiny
Ita: ft.: Fitsakana mirobo-drano manker? an-dafin-drano. i Aita, itana, tafita 1 mita, fita, mpita f itana,…tohiny
Italianina: (fr. italien) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Italia: Azo lazaina ho firenena artista…tohiny
Itana: (ita) ma ih. (itao): Robohina mba hankanesana ery an-dafin-drano; vikinina mba hahatongavana ery an-dafinkady:…tohiny
Itarina: (itatra) mt. ih. (itaro): Halehibeazina, halalahina: Nitariko hatrer? am-bavahady ny tanimbolim-boninkazoko.…tohiny
Itatra: a.: Fampitomboana, fanalehibeazana, - t.i.f.: Itarina, aitatra, voaitatra, tafaitatra f manitatra, fanitatra,…tohiny
Itena: s.o.: Misolo ny olona itenenana raha tokana, ary tsy manaja, ifanaovan'ny olona tezitra, indrindra ny…tohiny
itiavana: Jereo: tiatohiny
Itikitra: sy itikatra p.mdr. sy s. mdr. misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin'ny ft. niaviany "it?': Tsy…tohiny
Ito: p.mdr.: Enti-manondro ny taons diavina na hitsahina: Be ny voankazo taona ito. Indraindray koa ampiasain'…tohiny
Ito: a.: Fisarahana, fahatapahana. é t.f. f.: Itosana, otosana, voaito 1 mandai, fanito, mpanito / anitoana,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0416