Litera I

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ifoterana: (fotitra) mt.pt. (ifotero): Asian'ilay nasiana voalohany indray: Nifoteran'ilay alika nokapohiny Rakoto…tohiny
Ihany: p.mt.: Tsy misy afa-tsy, irery: Izy ihany no itokiako. ? Na manao ahoana na nianao ahoana: Andeha ihany…tohiny
Ikaky: a: Idada: Maty aho, ry Ikaky sy Ineny. • Teny iantsoana na ilazana ireo lehilahy efa zokiolona mba ho…tohiny
Ikala: a.: Teny entina milaza zazavavy ka: 1) tononina mialoha ny anarany: Tsy hita ny nalehan'Ikala Soa, nefa…tohiny
ikirizana: Iezahana, jereo [kiry]tohiny
Iky: Kian-teny enti-manaiky no misento: Eny iky! mandalo tokoa izany taenia! tohiny
Ila: a: Faritra misy ny tehezana amin'ny tenan'ny olombelona: Misy marary ato amin'ny ilako havia ato. ¶…tohiny
Ilaifito: a.: Teny iantsoana ilay herinandro misy erika mikija sady mandrivodrivotra eo amin'ny volana fevrie…tohiny
Ilaina: (ila) mt ih. (ilao): Tokony hananana, tokony hatao: Ilaina amin'ny sakafo ny vary sy ny hena / Ilaina…tohiny
Ilaina: (lia) mt.ih. (ilao): Akana ampahany na antsasany: Ilao io hena io hoentinao. tohiny
Ilangilangy: a,: Hazo ambolena any amin'ny faritra avaratra andrefana, fa indrindra any Nosibe, mety mahatratra 15-20…tohiny
Ilasiray: na Lasiray a: Anarambola izay 0,30 fr. ny sandany; toy izao no niforonany: ila (voamena) sy iray (voamena).…tohiny
Ilasiroa: na lasiroa a : Anarambola izap 0,50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena).…tohiny
Ilasitelo: na Lasitelo a: Anaram-bola izay 0,70 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy telo…tohiny
Ilasiventy: na Lasiventy a: A-naram-bola izay 0,90 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy venty.…tohiny
Ilavoamena: na Lavoamena a: Anaram-bola izay 0,10 F ny sandany: (ilan'ny voameno, izany hoe antsasaky ny voamena).…tohiny
Ilay: pn. a: Fanao indrindra amin'ny anaran'olona na zavatra: 1) tondroina mafimafy kokoa: Ny masoandro no…tohiny
Ilika: a: Teny ilazana ny ila, ny tehezana: Marary ato amin'ny iliko havanana ato. 1 Fanosehana zavatra manakantsakana…tohiny
Ilo: na Ilo-menaka a: Ilay menaka mitete mangirana sady mitsoriaka iny rehefa mandrasa omby matavy. • tao.:…tohiny
Iloka: a: Teny tenenin'ny vehivavy aorian'ny hehy na farshehy ho fanesoana na ho fanamaivanana ilay zavatra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.013