Litera I
Ilovina: (ilo) p.t.: Enti-milaza lavaka na zohy lalina izaitsizy, ka tsilovina amin'ny afo vao hita ny farany.…tohiny
imailaka: (ang. email) Hafatra elektronika izay vakina amin'ny ordinatera. Ny endriky ny imailaka dia toa izao…tohiny
Imaroatody: a.: Zavamaniry malaza ho manan-kasina mahamaro anaka.
tohiny
Imasoana: (maso) mt,(imasoy): Ikezahana, ilofosana, ilozohana, ikelezana aina: Ny fianarana imasoina fa efa akaiky…tohiny
Imasoimaso: p. mt.: Enti-milaza fanaovan-javatra samy eo imaso, ifanatrehana.
tohiny
Imbetsaka: p.mt.: Enti-milaza ny habetsahan'ny nitranganjavatra na nanaovan-javatra: Imbetsaka aho no nahita azy…tohiny
Imerina: a: Teny ilazana ny tany ambony havoana "manerinerina" itoeran'ny Mari-na, izany hoe ny foko eto afovoan'ny…tohiny
Impiry: p.mt.: Enti-manontany ny isan'ny fiverimberenan-javatra niseho na asa natao: Impiry ianao no diso fidirana…tohiny
Impito: p.mt.: Enti-milaza fiverenan-javatra inenina miampy indray mandeha: Avadiho impito ny lelanao alohan'ny…tohiny
Impolokely: p.mt.: Imbetsaka dia imbetsaka: Impolokely aho no nananatra azy, nefa tsy nohenoiny ny teniko.
tohiny
Inana: ft: Fiezahana hanao mihoatra noho... - t.i.f.: Inanina, voainana 1 maninana, faninana, mpaninana f aninanana,…tohiny
Inanina: (inana) mt.ih. (inano): Tadiavinahifampitahana: Ny varatra no inaninao raha te hifampitana amiko ianao.…tohiny
Inao: na Injao p.mt.: Entimanondro olona ao amin'ny toerana anankiray takona tsy hitan'ny maso: Injao Ra-koto…tohiny
Inay: na Inlay p.mt.: Enti-milaza zavatra heno ka toa tondroina: Injay ilay feo henoko omaly. / Inay ilay…tohiny
Inay: t.p.: Toy izay, tahaka izay (teny mitory toa fanenenana amin'ny zavatra na-tao, na toa faniniana ny…tohiny
Indao: ft.: Entina an-kery, paobina. - t.i.f.: Indaosina / manindao, fanindao, mpanindao 1 anindaosana, fanindaosana…tohiny