Litera I
Itokanana: (tokana) mt. pt. (itokano): Anaovana lanonandehibe alohan'ny hampiasana azy: Tamim-pomba lehibe sy manetriketrika…tohiny
Itoy: sy itony p. mdr. sy s. mdr. misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin'ny ft. "ito" na "it?": Mampilendalenda…tohiny
Itsy: p.mdr. sy s.mdr.: Entimanondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy…tohiny
Itsy': p.mt.: (ialohan'ny "aoka" mandrakariva) entina mandrara tsy hanao zavatra, omban'ny sisi-kevitra manao…tohiny
Ity': p.mdr, sy s.mdr.: Enti-manondro zavatra akaiky an' ilay miteny, na eny an-tanany mihitsy aza:Lehibe…tohiny
Iva: p. t: Ambany, tsy avo: Iva fanidina ny akoho. 1 h.o.: 1) reraka dia reraka: Efa iva ny ain'ny marary;…tohiny
Ivaka: sy Ivakivaka a.: Tsy fanarahana ny tena lalana, fanavatsavana sy fanitsiana fotsiny amin'izao. - t.i.f.:…tohiny
Ivakivahina: (ivakivaka) mt. ih. (ivakivaho): Lalovana eo afovoany, atositosika na alavo mba handehanana.
tohiny
Ivelany: p. t.: Hita maso: Marevaka ny loko ivelany. • p. mt.: Tsy ao anaty: Lasa any ivelany izy. 1 ppk.: Tsy…tohiny
Ivo: a: Ny afovoany amin'ny velarana iray. - t.i.f: Manivoana, fanivoana, mpanivoana 1 anivoanana, fanivoanana…tohiny
Ivoho: (voho) p.mt sy ppk.: Andamosina, ambadika, tsy eo anatrehana: Mipetraha ianao eo ivoho. / Mandry iuohon'ny…tohiny
Ivy: a: Tsiranorano teraka ho azy ao anaty vava ka mahamora ny fitsakoana ny hanina sy ny fitelemana azy.…tohiny
Iza: parent.: Atao eo aorian' ny anarana ka entina milaza olona: Ankizy iza no nandrouitra it? bokiko ity?…tohiny
Izahay: s.o.: Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany…tohiny
Izaho: s.o.: Enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka a-tao teny lazaina: Izaho no nisotro rano tamin'ity…tohiny
Izaitratra: p. t.: Be dia be, sesehena: Izaitratra ny mpianatra tsy afa-panadinana tom in' t? taona
tohiny