Litera I

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Intsiao: t.p.: Tenim-piontanana fiteny raha mahita zazakely mahafatifaty, ohatra. tohiny
Intsivy: p. mt.: Enti-milaza fiverenan-javatra na asa imbalo ampiana indray mandeha. i t.if•: Manintsivy, fanintsiviny.…tohiny
Intsony: na Intsotry p. mt.: Miaraka amin'ny "tsy" mandrakariva (tsy...intsony) entimilaza zavatra tsy hitohy…tohiny
Intsy: p.mt.: Manondro sy ma nolotra tahaka ny "Int?", saingy enti-milaza olona na zavatra hita etsy akaikikaiky…tohiny
Inty: p. mt,: Enti-milaza zavatra eny an-tanana ka tondroina amin'olona itenenana: Inty ny satrokao. • Enti-milaza…tohiny
Iny: p.mdr na s.mdr.: Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha tua-maso: Handalo…tohiny
Io: p. mdr. na s. mdr.: Enti-manondro akaiky nefs tsy voafaritra tsars ny halavitany: Tsy tiako io sary…tohiny
Ira: a: Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin'ny fantaka. -…tohiny
Irà: na Erà a.: Toerana avo iavian'ny rano amin'ny renirano (mifanohitra amin'ny a-va): Tany irà ilay amboadia…tohiny
Irahina: (iraka) mt.ih. (iraho): Alefa hitondra iraka na hanao asa iray: Ikoto no nira hina ho any amin-dry dadatoa…tohiny
Iraika: p. L: Mitovy amin'ny "iray" ihany, saingy fampiasa rehefa miaraka amin'ny isa hafa izay mitohy aminy…tohiny
Iraimbilanja: a.: Anaram-bola izay ampahadimin'ny ariary na ilavoamena folo ny sandany: Iraimbilanja telo no sikajy…tohiny
Iraizodafy: a.: Efadafy manana lafy roa iraizotra. Fototra no ilazana ireo lafy iraizotra ireo. tohiny
Iraizopototra: a.: Velarana efadafy ka ny lafy roa iraizotra. tohiny
Iraizotongotra: a.: Karazana goba izay ny fotony mety ho telolafy na efadafy na dimilafy,.. tohiny
Iraizotra: a.: Ny tsipika roa mitovy elanelana hatrany. tohiny
Iraka: a.: Olona alefa amin'ny toerana iray mba hitondra teny na haka zavatra na olona, na handamin-draharaha:…tohiny
Iràna: (ira) a.: Foly eran'ny volotara na tolotra, izany hoe ireo tapaka bararata anodidinana ny landy voafoly…tohiny
Iray: p.i.: Tokana: Misy trano iray er? an-tampon-kavoana er?. it t.i.f.: Miray, fixay, mpiray 1 iraisana,…tohiny
Ireny: p.mdr. na s.mdr.: Entimanondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin'…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0233