Litera I

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Indimy: p.mt.: Enti-milaza fiverenan-javatra inefatra miampy indray mandeha. i t.i.f.: Manindimy, fanindiminy.…tohiny
Indra: na Indrany a: Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary…tohiny
Indrafo: a: Hamorana hamela hadisoana, famindram-po (indraindray koa atao hoe findrafo): Olona tsy manana indrafo…tohiny
Indraika: p.mt.: Fiangolana ny hoe "indray": Raha tany indraika kosa ka mifaly — Hadinoy ny sentosento sy tomany…tohiny
Indraindray: na Tsindraindray p.mt.: Mahalankalana, tsy matetika: Tonga mitsidika anay indraindray i Dadatoa Rajao.…tohiny
Indrakindrafana: p. t.: Hendra trendratra tsy mahapetraka eo am-piandrasana zavatra mahafinaritra na atahorana mamp anahinahy:…tohiny
Indramina: (indrana) mt. ih. (indramo): Angatahina mba hanaovana nefa haverina rehefa avy eo: Nindramin'i Soa ny…tohiny
Indrana: a: Zavatr'olona ampiasain'ny tena izay haverina rehefa avy nanaovana: Lamba indrana it? anaovako it?…tohiny
Indray: p.mt: Fanindroany: Toa mbola miteny indray ialahy? i Mbola vao mainka: Norarany tsy hisotro ny zanany,…tohiny
Indray: nientana izahay rehetra nihoby ireo mahery fonay. * F.-p.: Indray andro mahamay; indray andro manenjana;…tohiny
Indreny: p.mt: Enti-manondro olona na zavatra maro hita lavitra eny: Indreny lasa ny miaramila hanao sarinady.…tohiny
Indreo: p.mt.: Enti-manondro olona na zavatra maro izay toy ny atolotra na aseho: Indreo ny mpianatrao, hoy…tohiny
Indreto: p.mt: Enti-manondro olona na zavatra maro hita eo akaiky na manakaiky: Indreto tonga Ramose mivady,…tohiny
Indretsy: p. mt.: Enti-manondro olona na zavatra maro tsy lavitra fa hita etsy ho etsy. tohiny
Indri/: p, rat.: Enti-manondro olona na zavatza tokana er? lavitra: Indr9 lasa ny fiaramanidina. tohiny
Indriako: s.o.: Misolo ny olona itenenana, fampiasan'ny samy vehivavy, indrindra ny zazavavy mifankazatra: Indriako…tohiny
Indrindra: p. mt.: Enti-milaza toetran'olona na toe-javatra faxa tampony na farany ambany miolotra amin'ny sisa…tohiny
Indrisy: t.p.: Enti-milaza fisentoana fa misy alahelo lehibe: Indrisy! lasa tsy ho hitako intsony izany reniko!…tohiny
Indro: p. mt,: Enti-manondro olona na zavatra tokana eo akaiky na tazana tsy lavitra, ka tahaka ny atolotra…tohiny
Indroa: p.mt.: Enti-milazafiverenan-javatra fanindroany. * Ohab.: Valala tsy indroa mandry am-bavahady: fitenenana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0339