Litera H
Hotsohotso: p.t.: Mpandaingalainga sy fetsifetsy sady tsy menatra akory hisoloky.
tohiny
Hotsohotso: a.: Aretin'ny famavanin-taolana, rohana. 1 tif: Mangotsohotso.
tohiny
Hotsoka: sy Hotsokotsoka a: Fanaintainana anaty taolana sarotra tondroina hoe atsy na axoa. - t.i.f: Man gotso…tohiny
hotsokena: toton-kena nasiana karazana tsiro samihafa ary nasesika anaty tsinain-kena, mba ho laoka mafilotra (saosisy).tohiny
Hovihovy: a.: Fangovitana, fipararetana kely tsy dia mafy. i Li. f : Mangovihovy na mihovihovy, fangovihovy 1…tohiny
Hovitra: a.: Fipararetana noho ny fanaviana na ny hatsiaka na ny tahotra. 1 t,i. f : Mangovitra, fangovitra,…tohiny
Hovotra: sy Hovotrovotra a: Fihontsonkontsonana na fiezine zen ana mafy. - t.i.f: Hovotrovotina, voahovotrovotra,…tohiny
Hovotrovotina: (houotrovotra) mt. ih. (houotrouoty): Hozongozonina, hontsinkontsinina.
tohiny
Hozangozana: a: Faharerahana, fahatrotrahana. i Li. f: Mihozangozana, fihozangozana.
tohiny
Hozatina: (hozatra) p.t.: Entimilaza hena be hozatra: He-na hozatina izany amidindRangahy ity izany!
tohiny
Hozatra: a: Teny nentin'ny ntaolo nilaza tsorian-javatra efatra karazana ao amin'ny tenan'ny olombelona na ny…tohiny
Hozona: Hozongozona a: Hetsiketsika, hevingevina. - t.i.f : Hozongozonina, ahozongozona, voahozongozona J manozongozona,…tohiny
Hozongozonina: (hozongozona) mt. ih. (hozongozony): Hetsehina mafy ary imbetsaka: Nohozongozonin'ny ankizy ny hazo…tohiny