Litera H
Horahina: (horaka) mt. ih. (horaho): Deraina, horehfna: Nohorahina ny mpandresy. ~ Akoraina: Nohorahin'ny ankizy…tohiny
Horaka: a: Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy — (Mifanohitra…tohiny
Horaka: a: Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza:…tohiny
Horaka: sy Horakoraka ft.: Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo…tohiny
Horangorana: ft.: Fahatsiarovana ho reradreraka. i t.i.f.: Mangorangorana.
tohiny
Horatsaka: ft.: Hafotsiana tanteraka. - t.i.f.: Mangoratsaka, fangoratsaka / horatsadratsaka.
tohiny
Horehina: (horika) mt. ih. (horeho): Igagana, italanjonana: Nohorehina ny fahaizany mikabary. • Akoraina.
tohiny
Horia: tp.: Teny ataon'ny mpiandry ondry mba hampijanona na hampivily lalana ny andian'ondry.
tohiny
Horiaka: ft.: Fihovitrovitra noho ny tahotra; fihidihidin'ny vazana noho ny rikoriko. - t.i.f.: Mihoriaka I ihoriahana,…tohiny
Horika: a.: Figagana, fitalanjonan'olona maro noho ny hatsarana na haratsian-javatra atrehina tafahoatra. -…tohiny
Horintsina: a: Fahatsiarovana ohatra ny misy zavatra mitsoriaka na manaikitraikitra ny nofo aman-kozatra any anaty…tohiny
Horipika: a: Fikipihana, fialana noho ny hasosorana na ny rikoriko. - t.i.f : Tafahoripika 1 mihoripika, fihoripika,…tohiny
Horirana: a.: Fandriana ka ny ila no atao ambany mandry; fijoroana tsy manatrika na miamboho fa ny ila an-kavia…tohiny
Horiranina: (horirana) mt.ih. (horirano): Jerena tsy manatrika fa misompirana: Nohoriraniko ny fijeriko azy, ka…tohiny
Horiridrano: a: Karazana horirika maniry eny an-keniheny.
tohiny