Litera H
homby: «homby»: midika hoe "antonona" na "sahaza" samy azo ilazana azy na ny toerana ampidiran-javatra na ny…tohiny
Homehy: (h - om - ehy) mt.p.: Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana na koa fanesoana koa aza:…tohiny
Homoka: sy Homokomoka a.: Fitsakoana na fihinanana zavatra afinafenina ka tsy sokafana mihitsy ny vava amin'izany.…tohiny
Homokomohina: (homokomoka) mt ih. (homokomohy): Tsakoina, ajanona ao anaty vava nefa tsy sokafana akory ny molotra.…tohiny
Honahina: (honaka) mt. ih. (honahy na honaho): Vontosana, hetsahina. ? Velezina mafy ; havokavohana.
tohiny
Honaka: p. t. sady a.: Tsy mahahetsika noho ny halehibiazan-doatra na noho ny aretina; tsy fahafahana miarina…tohiny
Honankonana: p. t.: Malemilemy borerarera toy ny nofon' olona monamonany matavy. 1 Mihonankonana, fihonankonana,…tohiny
Hondrahondra: a: Fihevingevenana na fihofahofana, toy ny an'ny volon'olona lava mihazakaz aka. - t.i.f.: Mihondrahondra,…tohiny
Hondrahondra: p. t.: Malemy bodaka; mohaka tsy maharin-tena. - t.i.f : Ahondrahondra, voahondrahondra I mihondrahondra,…tohiny
Hondratra: a.: Fientanana; hovitrovitra ateraky ny tahotra; firongatra na forofo-bay madfnika toy ny nendra, bonibony,…tohiny
Hondrihondry: na Hondrihondriny a: Enti-milaza irony zana-borona fiompy matavy, dongadonga kely.
tohiny
Hondrokondrohana: (hondrokondroka) mt. ih. (hondrokondrohy): Hatsina amin' ny fihetsika jefijefy.
tohiny
Hondrokondroka: a: Fihetsika jefijefy mandranitra ny filan' ny nofo raha mandihy. 6 t.i. f.; Hondrokondrohana i manondrokondroka,…tohiny
Hondry: a: Refy hatramin'ny tendron'ny ankibe atsotra ka hatramin'ny fanondro avonkina eo amin'ny tonony faharoa…tohiny
Honikoina: a.: Fihetsehana toa manara-ba. à t.if.: Ahonikonika / mihonikonika, fihonikonika, mpihonikonika / ihonikonihana,…tohiny
Honina: na Honinkonina a: Fahasahirankiranana amin'izay atao. amin'ny fiomanana an'izay hatao, amin'ny famonjena…tohiny
Honjihonjy: na Honjohonjo p. t.: Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa…tohiny