Litera H
Hisatra: a: Hodi-jozoro endahana mba horarina hatao tsihy na harona. - F.-p.: Tsihy hisatra: tsihy madinika mahafinaritra…tohiny
Hisatra: a.: Fikisahana na fikorisana miadana ary mikasoka; tsy fisosana tsara. - t.i.f.: Ahisatra, tafahisatra…tohiny
Hita: mt.ih.: Tazana, voatsipalotry ny maso: Hitanao ve ry uorona ambony hazo iry? 1 Miseho rehefa avy notadiavina:…tohiny
Hitakitaka: a.: Fitebitebena, fientanentanana vokatry ny ahiahy; fitepotepoana amin' izay hitranga: na tahotra na…tohiny
Hitika: p. t.: Feno tsars, (fiteny indrindra amin'ny famarana fa ny "himpona" kosa, amin'ny toerana na isa):…tohiny
Hitika: Hitikitika a: Famindrana kingakinga ers'. - t.i.f.: Mihitikitika, fihitikitika, mpihitikitika 1 ihitikitihana,…tohiny
Hitikitihina: (hitikitika) mt. ih. (hitikitiho): Kasikasfhina mba hihomehy, kibokiboina: Aza hitikitihinao ny faladiako.…tohiny
Hitikitika: a: Fikasihana faritra sasany amin'ny tena ka mahatonga hihomehy sy hihetsika; kibokibo; fanaitairana…tohiny
Hitrika: na Hitrikitrika a: Fandentehana zavatra amin-kery; famelez ana mafy amin-javatra na amin'ny teny. -…tohiny
Hitrikitrihina: na Hitrikitrihana (hitrikitrika) mt.ih, (hitrikitriho): Enti-milaza olona na zavatra tsatohana na trobahana…tohiny
Hitsahina: (hitsaka) mt. ih. (hitsaho): Hosena amin'ny tongotra: Aza hitsahinao re ny lambako. •Atao tsinontsinona,…tohiny
Hitsaka: a.: Fanosena amin'ny tongotra; fanaovana tsinontsinona, fanamavoana, faniratsirana. - t.i.f.: Hitsahina,…tohiny
Hitsikitsika: a.: Karazan-kazo lehibe mafy.
tohiny
Hitsikitsika: a.: Karazam-borona salasalany, mivolon-takatra sady mainty ny volony, 30 sm ny halavany ary mivelona…tohiny
Hitsina: (hitsy) mt.ih. (hitsio): Arahina tsy mivilivily: Hitsio ity lalana it? dia tonga any an-tsena Ise. ?…tohiny
Hitsivolana: na Ordonansy a.: Didy ataon'ny Governemanta noho ny famindram-pahefana avy amin'ny Solombavambahoaka…tohiny